Mois : mai 2024

Depiote modely!

  Fifidianana aloha izao no malaza dia drindran’Ingilo ihany koa ny resabe manodidina izany. Anisan’ny mahabe resaka, nanomboka afakomaly, ny fitetezam-paritra ataon’ny mpitondra anatin’ny andro fanaovana fampielezan-kevitra. Mirarakompana ny fitokanana zava-bita. Lohalaharana ny any amin’ny faritra izay heverina fa mampatanjatanjaka ny mpifanandrina, indrindra ireo zanaka an-trano natosi-bohontanana. Hita fa miridana […]

Fampiharan’ny Ceni ny mangarahara : malalaka ho an’ny kandidà ny lisitry ny mpifidy

Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni, omaly, fa mampihatra hatrany ny mangarahara izy ireo. Tafiditra ao anatin’izany ny momba ny lisitry ny mpifidy. “Misokatra amin’ireo kandidà depiote ny lisitry ny mpifidy, nofaranana ny 15 mey teo”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andria­narisedo Dama. Nambarany fa azo atao ny maka izany saingy tsy maintsy […]

TSELATRA

Maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivoizana ny raim-pianakaviana iray tao amin’ny lalana mampitohy an’i Mahasolo sy Bemahatazana. Teo amin’ny toerana atao hoe Ampoharamaso, fokontany Fenomanana, kaominina Mahasolo no nitrangan’izany, afakomaly. Ni­voaka tampoka ny lalana ny “tracteur” nentin’izy mivady vokatry ny olana ara-teknika. Naratra ilay ramatoa vadiny. Naiditra eny Tsiafahy, afakomaly, […]

Samy mpianatry ny Lycée: tovovavy iray maty notsindronin’ny sakaizany antsy

Maty notsindronin’ny tovolahy iray antsy ny tovovavy iray sakaizany tao amin’ny fo­kontany Mananara, Anjozo­ro­be, afakomaly hariva. Voa­laza fa hasarotam-piaro no na­ha­tonga ny adin’izy ireo ka izao niafara tamin’ny vonoan’olona izao. Araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ ny mpiara-mianatra amin’izy ireo, samy mpianatra kilasy voalohany (1ère) ao amin’ny Lycée Anjozorobe ireto […]

Sokatra tratra tany Thaïlande: Karohina ny toerana namoahana ireo biby

Manohy ny fanadihadiana sy ny fikarohana hamantarana ny toerana nivoahan’ireo sokatra tratra tany Thaïlande ny zandarimaria, ny ekipan’ny Dred ary ny MNP amin’izao fotoana. Faritr’ala 28 no hita mandrafitra ny faritra Atsimo Andre­fa­na. Komity ifotony momba ny valanjavaboahary 425 ihany koa miara-miasa amin’ny MNP. Tsy ahitana sokatra “astrochelys radiate” ao […]