Mois : mai 2024

Muay thaï – « Trophée du Choc » : hifanandrina i Johnny Gauvin sy i Fazaraly

Hotontosaina ny zoma 14 jona ho avy izao, eny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’ny haiady muay thaï, «Trophée du Choc-World Cola» andiany fahefatra. Hifanintsana eto an-toerana ireo Malagasy mpikatroka sy ireo nakmuay avy atsy amin’ny Nosy rahavavy La Réunion, Maurice, Mayotte, araka ny vaovao voaray omaly, teny […]

Basikety 3×3 – “OQT Debrecen 2024” : ratsy toerana ny ekipa malagasy, Ankoay

Fahavoazana roa avy hatrany no nahazo ny ekipa nasionaly malagasy, Ankoay, omaly, tany Debrecen Hongrie. Mbola sarotra ny lalana ho azy ireo, amin’ity fifaninanana “OQT 2024” ity. Hifanandrina amin’i Suisse izy ireo amin’ny lalao fahatelo. Lavo indroa teo am-panombohana ny Ankoay. Faharesena roa tamin’ ireo lalao roa nataony, omaly, tany […]

Fambolem-bary an-tanety : vahaolana hiatrehina ny filana ara-tsakafo eto Madagasikara

Mbola tsy maharaka ny famatsiam-bary eto Madagasikara, antony mahatonga ny fanafarana vary avy any ivelany. Manodidina ny 780 000 taonina isan-taona ny voka-bary eto amin’ny Nosy. Vahaolana maharitra sy hanatsarana io vokatra io, eto an-toerana, ny voly vary an-tanety. Fomba nentim-paharazana hatrizay teto Ma­da­gasikara ny fambolem-bary. Tafiditra ao anatin’ ny […]

FANTINA sy FINTINA

Manameloka ny famoronana Compte fake amin’ny anarany sy misandoka azy ny minisitra Andriantsitohaina Naina, araka ny nambarany tao amin’ ny Facebook. «Ampahatsiahivina hatrany ny tsirairay fa voarara ary mahavoasazy ny mamorona kaonty sandoka amin’ny anaran’olon-kafa’», hoy izy. Mazava ny kaonty ofisialiny: https://www.facebook.com/ AndriantsitohainaNaina?mibextid=ZbWKwL Nankatoavina tetsy Anosy, tamin’ny alalan’ny atrikasa fakan-kevitra, […]

Raveloson Constant : “Tsy toy ny taloha ny politika amin’izao”

“Zavatra hafa izao no mipetraka. Taorian’ny septambra sy oktobra ary novambra nisian’ny “hetsika fotsy” ireny, hafa ny fipetraky ny raharaha. Tsy toy ny taloha intsony izany. Indrindra nohamafisin’ny fanjakan’antoko nanongana ny olom-boafidy izay filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha”. Izay ny fijerin’ny mpamakafaka politika, Raveloson Constant, ny amin’ ny ho fandehan’ny toe-draharaham-pirenena […]