Maty rotiky ny balan’ny zandary, nandritra ny fifandonana teny Ambohimangakely, afakomaly, i Zena na i Tsimisangy. Teo am-piomankomanana ny hanafika mpandraharaha iray ao Ankadindambo Ambohimangakely izy sy ireo namany. Efa fantatry ny zandary mialoha anefa ny toerana hiafenan’ireo jiolahy mikotrika fanafihana ireo. Tao anatin’ny fanadihadiana no nahafantarana fa jiolahy mpangalatr’omby […]
Mois : mai 2024
Trafikam-bolamena 73 Kg : nampodiana ireo gadra tany Afrika Atsimo
Nigadona teny Ivato, omaly atoandro, ireo Malagasy nigadra tany Afrika Atsimo, nanondrana ilay volamena 73 kg. Ny Interpol no nitondra azy ireo, izay navantana eny Tsiafahy. Ela ny ela, misy fivoarany ny « Raharaha volamena 73 kg ». Neken’ny fitsarana afrikanina tatsimo ny fampodiana an’ireo teratany malagasy roa lahy, nigadra tany an-toerana. […]
15 mey 2024
Tir en l’air du 15 mai 2024
Semi-marathon international de «Masay»: le rendez-vous est fixé au 26 mai
La Fédération malgache d’athlétisme (FMA) donne rendez-vous aux amateurs de course hors-stade, lors du championnat de Madagascar de semi-marathon dans la capitale le 26 mai prochain. Une nouvelle occasion pour les athlètes de s’exprimer neuf mois, après les Jeux des îles de l’océan Indien. Réservée strictement aux athlètes licenciés seniors […]




