Mois : mai 2024

Raharaha Thaïlande: olona 18 voasaringotra

Mitotaly 18 ny olona voasaringotra tamin’ny fanondranana varika 48 sy sokatra 1 076, tany Thaïlande. Niakatra teny amin’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac), omaly, ireo tratra teto Madagasikara. Hatramin’ny ora farany nanoratanay dia mbola ilay teratany sinoa iray, voasambotra teto Mada­gasikara mahakasika ny fa­non­dranana antsokosoko ireo varika 48 sy sokatra 1 076 […]

VAOVAO TAMBATRA

Hodinihina ny fifanarahana amin’ny orinasa Madagascar Oil sy ny Omnis momba ny fitrandrahana ny menaka mavesatra ao Tsimiroro. Horesahina manokana ny momba ny tombontsoan’ny firenena, toy ny famoronanana asa sy ny fampiasam-bola samihafa izay mbola tsy vita. Milanja 500 kilao ny voka-boanjo azo tao amin’ ny kaominina Soavina, faritra Amoron’i […]

Harena an-kibon’ny tany: fifanarahana hiadiana amin’ny hosoka

Natao sonia ny 10 mey teo, teny amin’ny Mining Business Center (MBC Ivato), ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany (MMRS) sy ny Antokondraharaha nasionaly miady amin’ny hosoka (Anaf). Nohazavain’ny tale jeneraly (DG), ny jeneraly Voahangy Andriamanalinarivo Irinjatovo Hajatiana, fa rafitra eo anivon’ ny fiadidiana ny Repoblika ny Anaf, […]

Toliara Mijoro: mampitaraina ny rehetra ny fahantrana any Atsimo

Manaitra ny rehetra ny mpandrindra ny fikambanana Toliara Mijoro, Roberval Jeannot, mahakasika ny fahantrana lalina any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy. “Leo fijaliana ny mponin’i Toliara”, hoy izy. Ho an-dRoberval Jeannot, mila jerena akaiky ny hoavin’ny tanora sy ny ankizy any Toliara. Mirona any amin’ny fivarotantena ny tovovavy, hany fomba hitany […]

Boky sy fanontana : vahinin’ny Siel andiany faha-29, i Hary Rabary

Anisan’ny maro mpiandry, ao anatin’izao hetsika SIEL izao, i Hary Rabary, amin’ny alalan’ilay « Za Koa ». Lasa ambohipihaonan’ny mpiantsehatra eo amin’ny tontolon’ny boky sy ny asa soratra, isan-taona, izy ity noho ireo fanararaotra maro hita mandritra ny hetsika. Tanterahina ny 10 hatra­min’ny 19 mey 2024, ao Rabat- Maroc ny « Salon international […]