Mois : mai 2024

VAOVAO TAMBATRA

Azo tamin’ny volana novambra teo ny famatsiam-bola mitetina 60 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena hanarenana ny kaompania Madagascar Airlines. Fanampiana azo taorian’ny fanovana napetraka momba ny fitantanana sy nanekeana ny drafitra napetraka. Na izany, vinavinaina hiverina ny taona 2025 ny sidina iraim-pirenena ataon’ny kaompania. Hahena hatrany amin’ny 50% ny […]

Faritra Diana : misokatra ny taom-piotazana lavanila

Nisokatra nanomboka ny sabotsy teo ny taom-piotazana lavanila ao amin’ny faritra Diana. Hentitra ny fanaraha-maso noho ny fampiasana ny karatra manokana hanamarihina ny fifanakalozana ara-barotra. “Harahi-maso ny toerana hamarotana ny lavanila arakaraka ny tetiandro izay nomanina niaraka tamin’ny CRV. No­ho izany, mampiseho ny karatra maha matihanina ny mpanangom-bokatra, na ny […]

Mifoha sy miofo

  Vita soa aman-tsara ny fifidianana izay ho solombavambahoaka, manerana ny Nosy, omaly. Nilamina ny zava-drehetra tamin’ny ankapobeny. Tonga ara-potoana ny ankabeazan’ny fitaovana nentina niasa. Toraka izany ny mpiantsehatra rehetra teny anivon’ny birao fandatsaham-bato. Afaka niasa ny solontenan’ny kandidà. Mazava ho azy fa izay afaka nanakarama « delege ». Ity farany izay […]