Anisan’ireo voaasa hanatrika ny fianianan’ny filoha Kaomorianina, Azali Assoumani ny filoha Rajoelina. Hotanterahina any Màoroni ny 26 mey izao izany. Ny 4 jona kosa, handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony eo amin’i Korea sy Afrika ny filohan’ny Repoblika. Lohahevitra : “Ny ho avy izay iarahantsika atsangana : ny fampandrosoana iombonana…” Nahazo […]
Mois : mai 2024
Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Mampandroso ny filaminan’ny fananan-tany”
Nisitraka karatany sy bokitany maherin’ny 20 000 ny any Marovoay. Tonga tany an-toerana nanolotra izany ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, omaly. “Mampiroborobo ny fambolena ary mitondra fampandrosoana ho antsika ny filaminan’ny fananan-tany”, hoy izy. Nambarany fa mamaha ny olana eny anivon’ny fiaraha-monina izao […]
Fomba mamohehatra!
Arakaraka ny maha akaiky ny datim-pifidianana, vao maika mangotraka ny kapakapa ranjo sy ny ankisompatra. Izay heverina fa matanjaka sy mamim-bahoaka ka mandresy ny kandidàn’ny fanjakana no lasibatra. Tsy misy ankitsitsy io fa izay sendra ny henjana dia iharan’ny antsojay. Misy kandidà izay kofona mihitsy amin’izao fotoana izao. Tsy […]
Fitsidihana ataon’ny filoha: mifantoka amin’ny fitsinjovana ny maha olona ny fotodrafirasa
Fotodrafitrasa maro samihafa no notokanana sy natolotra ny vahoaka eny ifotony, nandritra ny fitsidihana nataon’ny filoham-pirenena. Izany no natao dia ho fanatanterahina ny vina sy ny fanamby napetraky ny fitondram-panjakana. Tontosa omaly alakamisy 23 mey 2024, ny fidinana ifotony sy fitsidihana, nataon’ny filoham-pirenena , Rajoelina Andry. Analalava sy Bealalana ary Nosy […]
TSELATRA
Sekoly tsy miankina iray kilan’ny afo tao Anativolo, distrikan’Anjozorobe, omaly atoandro. Nirehatra tao anatin’ny minitra vitsy ny afo. Niezaka nifehy ny fokonolona saingy kila tsy nisy noraisina ny efitrano fianarana. Ahin’ireo mponina ao an-toerana fa niniana nodoran’olon-tsy fantatra io sekoly io. Misokatra ny fanadihadiana. Vehivavy roa tratra nangalatra voly teny […]




