Mois : juin 2024

VAOVAO TAMBATRA

Hampiakarina hatrany amin’ny 15% ny famokaram-bary eto amintsika amin’ity taona ity. Havaozina ny velaran-tany 100 000 ha hanatanterahana izany mba hamokarana 5,6 tapitrisa taonina raha toa ka 5,3 tapitrisa taonina izany tamin’ny taon-dasa. Tanjona ny hampihena ny fanafaram-bary eto amintsika hatramin’ny taona 2028. Hiasa-hiasa amina orinasa tsy miankina eto Madagasikara ny […]

Fambolem-bary : hamokatra masomboly voamarina 8 400t isika

Antoka ho an’ny fampiroboroboana ny famokaram-bary eto Madagasikara ny fampitomboana ny famatsiana masomboly fototra sy voamarina. Mandray anjara amin’ izany ny tetikasa Papriz izay vatsian’ny Agence Japonaise de Coopération Internationale (JICA) vola. Tetikasa eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) sy miara-miasa amin’ ny Fofifa ary ny SOC. […]

Ny hendry mody voky

  Herinandro mahery sisa dia ho fantatra ny lisitry ny mpilalao hiakatra kianja ao Tsimbazaza. Efa eo am-pikirakirana ny taratasy fitoriana sy fitaraina amin’ny hala-bato ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana na ny HCC. Ity farany izay nanambara mazava fa tsy maintsy mitondra porofo mazava ny kandidà mpitory. Tsy mihonona […]

Fampandrosoana any Itasy: vitan’ny Casef ny lalana Soavinandriana – Mananasy

Lalandra mamelona ny faritra ny lalana sy antoka ho an’ny fampandrosoana ary ny famoaham-bokatra. Vita tante­raka ny lalana 12 km mampitohy an’i Soavinandriana sy i Mananasy, ao amin’ny faritra Itasy. Fanamby. Vita tanteraka ny lalana mampitohy ny tampon-tanànan’i Soa­vinandriana sy ny kaominina Mananasy izay mirefy 12 km rehefa tsy nisy […]

TSELATRA

Fiara starex sy 4×4 iray nifandona teny Anjohy, anatin’ny biroborintany faharoa, omaly tolakandro. Nisedra olana teknika ilay fiara starex ka antony niteraka ny fifandonana araka ny fanazavana voaray. Tsy nisy aina nafoy saingy nisy ny naratra. Zazavavy telo taona maty kilan’ny afo tao Ambo­dimadiro, fokontany Anosikely avaratra, kaominina Maeva­tanana, ny […]