Tra-tehaky ny mpitandro filaminana avokoa, omaly, ireo olon-dratsy miisa efatra nanendaka sady nangalatra moto teny Itaosy. Hamonjy fodiana, nitondra moto ny raim-pianakaviana iray teny Antanimenakely, kaominina Itaosy, ny alin’ny 9 jona tamin’ ny 11 ora sy sasany alina. Nosakanan’ny lehilahy miisa efatra anefa izy. Tsy afa-nandositra ilay mpitondra moto. Nosavain’ireo […]
Mois : juin 2024
Naiditra am-ponja : mpianatra ho mpitsabo nangalatra finday
Tsy misy tandroka marina ny ratsy ! Tovolahy iray 31 taona mpianatra ho mpitsabo no voasambotry ny polisy noho izy voarohirohy ho nangalatra ny findain’ireo marary ao amina hopitaly iray lehibe eto an-drenivohitra, ny 6 jona lasa teo. Mitaraina ny ankamaroan’ireo marary manaraka fitsaboana ao amin’io hopitaly lehibe io momba ny […]
Marary tsy nisy mpanati-kanina : lehilahy maty tao amin’ny hopitaly
Lehilahy, narary tao amin’ny hopitaly iray no matin’ny hanoanana. Tsy nahavita manati-kanina ho azy ny fianakaviany izay tena sahirana. Tsy nisy olon-kafa niantra ihany koa izy. Namoy ny ainy, ny talata maraina teo, ny raim-pianakaviana iray rehefa nianjera teo an-tokotanin’ny Hopitalibe Toamasina. Noho ny hanoanana no antony nahafaty azy, araka […]




