Mois : juin 2024

Office national pour l’environnement: plus de 1.000 permis délivrés en 26 ans

Depuis 1998, l’Office national pour l’environnement (ONE) a délivré 1.089 permis environnementaux et certificats de conformités, dont 20% dans le secteur minier et 30% dans le secteur industriel, de source auprès du ministère de l’Environnement et du développement durable (Medd), lors du lancement officiel de l’atelier de révision du décret […]

Africa Leadership Awards: mendrika amin’ny fahaiza-mitarika i S. Ogunsanya

Nahavita be teo amin’ny fampiroboroboana ny fifandraisan-davitra aty Afrika i Segun Ogunsanya, tale jeneraly teo aloha, Airtel Africa. Voafidy ho mendrika indrindra amin’ny fahaiza-mitarika izy. Mikarakara ny African Business Leadership Awards (ABLA) 2024, ny gazety boky ara-toekarena Africa Leadership Awards (ALM) an’ny fikambanana African Leadership (ALO). Handray ny lokany izy […]

Madagascar Airlines: mitombo tsikelikely ny sidina anatiny

Tafiditra ao anatin’ny drafi-panarenana, Phénix 2030, ny kaompania Madagascar Airlines ny fampitomboana ny sidina anatiny mba hamaliana ny filan’ny mpandeha amin’izao vanim-potoana fahatongavan’ny mpizahatany izao. Hiakatra 19 isan-kerinandro ny sidina ataon’ny kaompania manom­boka ny 14 jona. Hitombo 26 kosa izany ny volana jolay, hanatsarana hatrany ny tolotra ho an’ny mpanjifa. […]

Fampirantian’ny Foloalindahy : hampahafantarina ny vahoaka ireo hery fiarovana misy

Anisan’ny andry iankinan’ny firenena ny Foloalindahy. Zava-dehibe ho an’ny vahoaka, araka izany, ny fahafantarana ny momba azy ireo. Tanterahina eny amin’ny Lapan’ny Tanàna Ana­lakely, nanomboka ny faran’ny herinandro teo hatramin’ny 25 jona 2024, ny fampirantiana anehoana ny maha izy ny hery fiarovana misy eto Madagasikara. « Ny firenena sy ny hery […]