Mois : juin 2024

Hasin’i Gasikara : mpianatra kabary 46 navoaka

Navoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny alahady 9 jona teo, tetsy Antohomadinika, ireo mpikabary andia «Mendrika». Nambaran-dRandrianaivo Serge Thierry, filohan’ny Hasin’i Gasikara, fa « miisa 27 mianadahy ireto mpikabary vao navoaka ireto. Nandritra ny enim-bolana no namolavolana azy ireo, mba ho tonga mpikabary ». Niavaka ny lanonam-pamoahana, satria, tafiditra ao anatin’ny « Iray volan’ny […]

Fanaparitahana ny « Héritage »: hiray sehatra eto Madagasikara i Dadju sy Tayc

Hipoka avokoa izay toerana nanaovan’izy ireo fampisehoana. Feno ny fandaharam-potoanan’izy ireo, saingy anatin’ ny hanaovan’i Dadju sy Tayc fampisehoana ny aty Madagasikara. Efa samy nampanatena izy mirahalahy ireto fa mbola hiverina aty Madagasikara… Tsy nisy nanampo kosa tamin’izany hoe ho avy hiaraka hanolotra fampisehoana i Dadju sy i Tayc. Nivoaka […]

Faritanin’i Toamasina: fialofan’ny jiolahy hanaovany asa ratsy ny bajaj sy ny posy

Tao anatin’ny he­ri­nandro maromaro, nitombo ny fitarainan’ny mponin’i Toa­ma­sina amin’ireo fa­nendahana sy fan­­galarana eny ambony posy sy anatina bajaj ao an-drenivohitr’ i Toamasina. Fi­ta­o­vana entin’ny jio­lahy manao ny asa ratsy ny bajaj sy posy. Mahatratra 19 ireo jiolahy lavon’ny balan’ny polisim-pirenena na­nom­boka ny fiandohan’ny taona 2024 hatramin’ity volana jona ity, […]

FANTINA sy FINTINA

Mitaky fanavaozana manontolo ny Birao mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) sy ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ny vovonana Kolektifa an’ny Malagasy sy ny herivelona samihafa miara-dalana aminy. Izany no hatao mba hisian’ny fifidianana madio sy ny fahamarinana eto amin’ny firenena, araka ny nambaran’izy ireo. Lany tsy nasiam-panitsiana, […]

Distrikan’i Betroka : mitaraina ireo kandida tsy miankina

Samy nanao fanambarana ireo kandidà nilatsaka hofidina, tao amin’ny distrikan’i Betroka, ny faran’ny herinandro teo. Izy ireo izay samy kandidà tsy miankina avokoa. Tao anatin’izany no nanehoany ny heviny sy ny fahitany ary ny niainany ny zotram-pifidianana solombavambahoaka farany teo. Nilaza ny kandidà laharana fahatelo fa feno hosoka tanteraka ny […]