Grâce à un beau doublé de Rayan Raveloson, les Barea de Madagascar ont noyé les Cœlacanthes des Comores, hier soir au FNB Stadium de Johannesburg (Afrique du Sud), pour le compte de la 3e journée des éliminatoires du mondial 2026. Cette belle victoire qui vaut 3 points, permet aux Barea […]
Mois : juin 2024
Identite, Purete, Elegance, Qu’est la soie
Elle marque l’appartenance, elle se dévoile, elle nous attend à Soatanana
Fanafody Aflasafe: fanefitra amin’ny aretin’ny voamaina
Fahita amin’ny voamaina, toy ny katsaka, ny voanjo, na voamaina hafa, ny endrika bobongolo. Araka ny fanadihadiana nataon’ny teknisiana, aretina miendrika holatra, antsoina hoe «aflatoxine» ireny hita ireny. Hita ny vahaolana hiadiana aminy, ny fanafody «Aflasafe». Manoloana izany, nisy ny atrikasa hitadiavana ny vahaolana hiadiana amin’ity valanaretina ity. Tanteraka izany, […]
Karate – Afrika Atsinanana: nankasitraka ny fandraisan’ny Malagasy i Djibouti
Tsy mitsanga-menatra i Madagasikara amin’ny fandraisana ny fifaninanana afrikanina eo amin’ny taranja karate. Nankasitraka ny lamina i Djiboutie. Nanolotra teny fisaorana sy fankasitrahana ny Federasiona malagasin’ny taranja karate (FKM), ny lehiben’ny karaten’i Djibouti (FKDji), Abdoulkader Bourhan Kanano, omaly, teny Antaninarenina. « Ankoatra ny ady medaly, zava-dehibe aminay ny mandray anjara amin’ny fifaninanana […]
Faritra Sava : manomboka anio ny JIR faha-9
Tontosaina ao amin’ny faritra Sava, manomboka androany ka hatramin’ny alahady izao, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra (Journée internationale des Régions) andiany fahasivy. Hetsika ara-toekarena entina hampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana, ny famokarana ary ny fihariana any amin’ny faritra. Lohahevitry ny fankalazana amin’ity ny hoe « Faritra Sava, manana otrikarena manan-danja: […]




