Mois : juin 2024

VAOVAO TAMBATRA

Miisa dimy ireo orinasa ODOF mampiranty ny vokany eny amin’ny Canal Olympia Andohata­penaka, mandritra ny hetsika Salon international des acteurs économiques (SIAE) andiany fahatelo. Ao anatin’izany ny orinasa Ampalia izay manodina ny paoma avy any Antsirabe ho lasa Cidre. Eo ihany koa ny huilerie d’Anjozorobe mamokatra menaka avy amin’ny voanjo […]

Angovo avy amin’ny masoandro: hanohana an’i Madagasikara ny ISA

Natao ny 5 jona 2024 teo, ny atrikasa mahakasika tetikasa tohanan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny angovo azo havaozina (ISA), natrehin’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Olivier Jean Baptiste. Nitarika ny delegasion’ny ISA, ny Dr Barakat Ah­med, lehiben’ny fandaharanasa ho an’i Afrika, niaraka tamin’i Sudhanshu Mishra, manam-pahaizana amin’ny fitsinjarana […]

INDRAY MIJERY

Hihoatra ny 1,5°C ny fitomboan’ny hafanana eo anelanelan’ny 2024 sy 2028, araka ny vinavina fanairana nivoaka avy amin’ny tatitry ny Fikambanambe maneran-tany misahana ny toetry ny andro. Manasongadina ny tatitra fa mahamaika ny hetsika momba ny toetr’andro. Manomana sy mitsinjara ireo valopy asiana ireo laza adina ho an’ny taranja tsirairay […]

Anosizato Atsinanana I : «Miara-mandray andraikitra», hoy i Jean Nirina

Hametraka fanamby goavana ho an’ny mponina eo anivon’ny fo­kon­tanin’Anosi­zato Atsinanana I ny sefo fokontany, Rafanomezantsoa Jean Nirina. Anisan’izany ny hanaovana ny fokontany ho mpitarika amin’ireo fokontany rehetra manerana ny Nosy. Tanjoko ny hametraka fampandrosoana mivantana sy haingana manaraka ny Po­litika ankapoben’ny fanjakana, araka ny fandaharan’asa napetraky ny filoha Rajoelina. Nambarany […]

Fahasalamana ara-pananahana : kilalao fanabeazana roa novolavolaina

Manana fitaovana roa entina mampianatra ny fananahana ara-pahasalamana ho an’ny ankizy sy ny tanora ny Unicef : KDIS Game sy Ikal’io. Nampahafantarina nandritra ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fidiovana sy ny fahasalamana mandritra ny fadimbolana tany Toliara ireo. Miendrika kilalao ny fampianarana entin’ny KDIS Game, ho an’ny tanora 21 […]