Mois : juin 2024

Distrika sy kaominina ao Vavatenina : tsy nahitana fampandrosoana taorian’ny taona 1960

Anisan’ny distrika iray amin’ ireo enina mandrafitra ny faritra Ana­lanjirofo i Vava­tenina. Ahitana kaominina 11 man­drafitra azy, izay mifanila amin’ Ambatondrazaka. Mahatratra hatramin’ny 119 kilometatra ny halaviran-dalana raha miainga avy any Toamasina. Ma­haritra fotoana ela ny fahavitana ny dia noho ny haratsian-da­lana. Tsy misy fampandrosoana mihitsy ny fotodrafitrasam-panjakana eo anivon’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Nojeren’ny Banky iraisam-pirenena ny fanamboaran-dalana vatsiany vola. Anisan’izany ireo lalana nosimbain’ny rivodoza Gamane farany teo. Nihaona tamin’ny minisitry ny Asa vaventy, Andrianatrehina Ndriamihaja, ny solontenan’ny BM eto amintsika, Atou Seck, ny 5 jona teo. Miaraka hankalazaina any Toliara ny Andro maneran-tany, ho an’ny Tontolo iainana (JME) sy ny Andro maneran-tany […]

Tahirimbolam-panjakana: laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly

Rafitra manan-danja sy saro-pady ny Tahirimbolam-panjakana. Tsy maintsy raisina ny paikady hisorohana ny kolikoly. Natao ny 4 sy ny 5 jona teo ny atrikasa nataon’ny Fitantanana foibe ny Tahirim­bo­lampanjakana (DGT), miaraka amin’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac). Tao daholo ny teknisiana rehetra ao amin’ireo rafi-panjakana roa ireo. Nisy ny fifanakazom-baovao […]

Ny tody tsy misy

  Iaraha-mahita fa mikoropaka izaitsizy ny mpanao politika hatramin’ny herin’ny alarobia nanaovana ny fifidianana. Ny kandidà avy amin’ny mpanohana fitondrana no tena milomay, mitady ny fomba rehetra handrombahana ny fandresena. Mahavariana ny mahita ireo depiote amperinasa izay efa mitompoteny fantatra fa nandrombaka ny amboara. Mampametra-panontaniana fa ireo noheverina ho tompon’ny […]

SIAE andiany fahatelo: mampivondrona ireo mpandraharaha amin’ny sehatra samihafa

Hanampy betsaka amin’ny fitadiavana lalam-barotra sy fiaraha-miasan’ny samy mpandraharaha ny hetsika Salon international des acteurs économiques (SIAE) andiany fahatelo. Nasaina manokana amin’ity hetsika ity ny Nosy Mayotte. Fotoana iray hahafahan’ ireo mpandraharaha sy mpisehatra ara-toekarena mifanakalo hevitra, mifanerasera, mifampizara traikefa ary mitady fiaraha-miasa ny hetsika Salon international des acteurs économiques […]