Mois : juin 2024

Tselatra

Mpitondra moto iray nositomina tao amban’ny taxi-be teny Anosizato, omaly maraina. Nikasa hijanona io mpitondra moto io kinanjo tafasitrika tampoka tao ambany fiara. Tsy nisy aina nafoy. Potika ny moto nentin’io tra-doza io. Manaraka fitsaboana ireo zandary telo voatifitra, nandritra ny fifandonana tamin’ny dahalo tao amin’ny kaominina Ankisatsy, distrika Maintirano, […]

Fenoarivo Lakolosim-piangonana hita tao anaty bozaka

Narian’ny olon-dratsy tao anaty bozaka ny lakolosim-piangonana iray eny Manankasina, fokontany Ambohijatovo, kaominina Fenoarivo, distrika Antananarivo Atsimondrano, omaly. Nanao fisafoana teny amin’ny manodidina ny zandarimaria miasa ao amin’ny borigady eny an-toerana. Nahita tampoka io lakolosy io. Nentina nihazo ny biraon’ny mpitandro filaminana avy hatrany io fitaovam-piangonana io. Tsy fantatra hatreto […]

Talatamaty: lehilahy hita faty teo amoron-dalana

Tsy nisy aina intsony, lehilahy 23 taona hita faty teny amin’ny fokontany Ambatoto­kana, kaominina Talatamaty, distrika Ambohidratrimo, afakomaly. Tsikaritry ny mpandalo vao maraina ny fisian’io olona io nitsirara tamin’ny tany. Efa niankohoka, navadiky ny nanatri-maso izy saingy efa tsy niaina intsony. Taitra ireo nanatri-maso ka niantso ny tomponandraikitra eo anivon’ny […]

Championnat de Madagascar U20: les 22 ligues régionales engagées

Du 6 au 10 juillet, Madagascar vibrera au rythme du football avec le Championnat national U20. Cet événement d’envergure verra la participation des 22 ligues régionales du pays. La Fédération malgache de football (FMF) a méticuleusement sélectionné sept villes-hôtes pour les compétitions (Mahajanga, Antalaha, Toamasina, Antsirabe, Antananarivo, Ambalavao et Toliara), […]