Mois : juin 2024

fiakaran’ny vidim-piainana: nihena nandritra ny telo volana farany, ny taona 2023

Nihena manodidina ny 0,2 ka hatramin’ny 0,3% ny vidim-piainana ny volana oktobra sy novambra, taona 2023, tao­rian’ny fisondrotan’izany ho ambony indrindra ny volana marsa tamin’ny taon-dasa, araka ny tatitra navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Nahatonga izany ny fiakaran’ny vidim-bary ka nahatonga ny Indice des prix à la consommation (IPC) ho […]

La Maison Du Vita Malagasy: la Maison Du Vita Malagasy

Mampahafantatra sy manandratra avo ny sakafo malagasy ny tolotra omen’ny Table d’hôte ny La Maison du Vita malagasy amin’ny alalan’ireo fahaiza-manao sy ny fampiasany ireo vokatra natoraly misy eto amintsika. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo, etsy Ampahibe Ambo­hi­dahy, ny table d’hôte ny La Mai­son du Vita malagasy. Tranom-pisakafoana […]

Angovo azo avy amin’ny rano: hanampy antsika i Indonezia

Anisan’ny voafidy hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano, iarahana amin-dry zareo indoneziana, ny kaominina Ivony, distrika Ambositra, faritra Amoron’i Mania. Tanteraka izany vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny telo tonta, Madagasi­kara, ny South-South and Trian­gular Cooperation in Decen­tra­lised Renewable Energy (SSTC DRE -Indo­nezia) ary tohanan’ny Fiaraha-miasa alema GIZ-Perer. Hatao sonia amin’ny 1 […]