Mois : juin 2024

« Fête de la musique » IFM : hahazo sehatra ireo mpihira an-dalambe

Samy mankalaza ny fetin’ny mozika ny isaky ny ivontoeran’ny kolontsaina sy zavakanto, amin’ny maha hetsika ara-javakanto manana ny maha izy azy azy ity. Hiavaka kely kosa ny an’ny IFM noho ny fandraisan’anjaran’ireo mpihira an-dalambe. Hisy ny fankalazana ny fetin’ny mozika, ao anatin’ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny Institut français de Madagascar […]

Teatra ankehitriny : “Rien-volution”, hozarain’ny Miangaly

Mila fiovana… Manoloana ny zava-mitranga ankehitriny, maniry izany avokoa ny rehetra. Fa fiovana toa ny ahoana? Manohitra izay fanontaniana mipetraka matetika amin’ny ankehitrin’ny Malagasy izay ny “Rien-volution”. Teatra ankehitriny, izay hasehon’ny compagnie Miangaly ny zoma 21 jona izao, manomboka amin’ny 2 ora, eny amin’ny Espace KoloMahaOlo, Loharanombato Vinany. Rado Ravalison […]

SOMBIM-BAOVAO

Hitohy ny alahady ho avy izao, eny Andoha­tapenaka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Araka ny vaovao navoakan’ny Malagasy Rugby, misy lalao roa handeha eny an-toerana. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray sy ny FTFA Antohomadinika. Notanterahina, omaly, ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A […]