20 taona taorian’ny nanaovan’ny fanjakana malagasy sonia ny fifanarahana tany Maputo momba ny zon’ny vehivavy, tsy mbola marisika hankato ny mpitondra noho ny andininy sasany manahirana azy. 21 taona amin’ity taona ity ny Fifanarahana mahakasika ny sata afrikanina momba ny zon’olombelona sy ny vahoaka mifandraika amin’ny zon’ny vehivavy antsoina koa […]
Mois : juillet 2024
TARATRY ny KANTO
Feno 21 taona ny RDJ. Niavaka kely ny nanamarihan’ny Onjampeon’ny tanora izany, satria nivoaka ny efitrano fitenenana ka natao nivantana avy teny amin’ny La City Ivandry avokoa ny fandaharana rehetra, nanomboka tamin’ny «Rivotra» vao maraina. Nanaraka avy eo ny «Mastermixx», «Cool time», «Zany ve dia tsy hay ?», sns. Mazava loatra […]
“Fangaro 2024”: seho vaovao no hasehon’ireo mpianatry ny “Théâtre Kala”
Anisan’ny nahafantarana ny Théâtre Kala ny “Fangaro”. Hetsika fanaon’ny sekoly isan-taona izy ity ho fanehoana ny famoronana nataon’ny mpianatra isan-tsokajiny. Tanterahina anio, eny amin’ny Havoria Anosy, ny “Fangaro 2024”, iarahana amin’ny Théatre Kala. Fampisehoana dihy sy filatroana ny asa famoronan’ ny mpianatra dihy eo anivon’ ny Théatre Kala no ho […]
Hasin’ny teny malagasy : hotsiahivina ny « Ny hevi-dravina »
Nampahafantarin’ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD), izay tarihin-dRakotomanana Franck Tiana, omaly, fa tsy misy idiran’izy ireo ny raharaha misy eny amin’ny tribonaly amin’izao fotoana izao. Nomarihin-dry zareo ihany fa ny resaka ara-bola tsy voalohan’ny mpitantan’ny FMTKD teo aloha no nahatongavan’ireo mpitandro filaminana, nandritra ny lanonana fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha taloha sy […]
Taekwondo : tsy misy idiran’ny Federasiona ny olana nisy teo aloha