Mankalaza ny faha-21 taona nijoroany ny Radio des jeunes (RDJ), eto Antananarivo, amin’izao fotoana izao. Nisantarana izany ny fiarahana nifety tamin’ireo mpankafy maro tetsy amin’ny La City Ivandry, nanomboka omaly. « Tanjona ny hahafahana mifanerasera sy mifampiresaka amin’ireo mpankafy ity onjampeo ity ka antony nanaovana ny hetsika», hoy ny filoha, tale jeneralin’ny […]
Mois : juillet 2024
Tenisy – Davis Cup: mijanona ao amin’ny sokajy fahadimy i Madagasikara
Nitana ny laharana faharoa, ao amin’ny vondrona “C” ny Akomba de Madagascar teo amin’ny fifanintsanana niadiana ny “Davis Cup”, taranja tenisy, sokajy lehilahy. Vokatra izay tsy ahafahany miakatra fa mijanona ao amin’ny sokajy fahadimy. Ratsy famaranana ny Akomba de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny “Davis Cup”, taranja tenisy. Resin’i Botswana […]
FANTINA sy FINTINA
Nisantatra ny fametrahana samboady ho an’ny depiote ny distrikan’Ifanadiana. Napetraka ny alakamisy teo izany ho an’ny solombavambahoaka, i Manantena Haja Dinah. Nisaotra ny vahoaka koa ny tenany tamin’izany. Nanotrona tany an-toerana ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny faritanin’i Fianarantsoa sy ny loholona avy any an-toerana. Nohitsin’ny depiote Ratsiraka Roland […]
Ampitifirana Ankatso : fahatsiarovana azy dimy lahy notifirina
Ny lietnà Randriamaromanana Albert, Rakotondrabe Samuel, Ratsizafy Samuel, i Lezoma ary i Bekamisy. Ireo izy dimy mirahalahy tia tanindrazana notifirin’ny mpanjanatany frantsay teny Ampitifirana Ankatso, ny 19 jolay 1948, noho ny raharaha 29 marsa 1947. 76 taona lasa izay. Nisy ny hetsi-pahatsiarovana tamin’ ny lanonana ara-miaramila sy fametrahana fehezam-boninkazo teny […]
Lanja miakatra
Anisan’ny andry amin’ny fampandrosoana amin’izao fe-potoam-piasana izao ny fampiroboroboana ny maha olona. Na ny sosialim-bahoaka… Mby aiza? Marolafy ny fahasahiranam-bahoka, toy ny tsy fandriampahalemana, ny fidangan’ny vidim-piainana, ny tsy fisian’asa… Tsy inona fa fahantrana lalina sy maharitra ary saika mahahenika ny sarambabe. Vaindohan-draharaha ny ady amin’ny fahantrana amin’izany? Eo […]




