Niroso tamin’ny fifidianana ireo handrafitra ny eo anivon’ny birao maharitra ireo depiote, omaly. Nisantarana izany ny fifidianana ny ho filohan’ny Antenimierampirenena sy ireo filoha lefitra isam-paritany. Nofidin’ireo solombavambahoaka miisa 160 niatrika ny fivoriana azon’ny besinimaro atrehina ho filohan’ny Antenimierampirenena i Tokely Justin, tamin’ny fifidianana natao teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Miisa […]
Mois : juillet 2024
TSELATRA
Tratran’ny zandary ilay jiolahy tompon’antoka tamina fanolanana vehivavy lehibe tsy salama saina tao Mahitsy, kaominina Ambohitrimanjaka, ny 26 jona 2024 lasa teo. Norahonany ho faty anefa ity ramatoabe ity mba tsy hitantara amin’olona ny herisetra nataony. Tsy nahasakana azy tsy hitantara anefa izany noho izy nahatsiaro naharary. Niaiky ny heloka […]
Nahafaty ny adjidà Noara: lavon’ny balan’ny zandary i Jarivo
Maty rotiky ny balan’ny zandary, omaly, rehefa nokarohina nandritra ny enin-taona ny dahalo raindahiny antsoina hoe Rajaonarivo Edmond na i Jarivo, monina ao Befanihy Andrefana, fokontany Ampondravelona, kaominina ambanivohitr’i Maroadabo Andilamena. Araka ny fanazavan’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra Andilamena, ny kapiteny Tobiasy, anisan’ireo tompon’antoka namono sy nitetika ka nahafaty ny adjidà Noara […]
Ilaivola-Ivato: tratra ilay ramatoa nampijaly zana-bady
Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny vehivavy iray nidaroka sy nampijaly ny zana-badiny tao amin’ny fokontany Ilaivola, kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo, ny alarobia 10 jolay teo. Niantso vonjy tamin’ny mponina manodidina mpiray vodirindrina aminy ny zazavavy iray. Mangana avokoa ny mason’io zaza io ary nahitana ratra ny faritry ny vatany. Tsy nisy olon-kafa […]
Toamasina : jiolahy telo rotiky ny balan’ ny polisin’ny UIR
Niara-maty voatifitra ireo telo lahy ikoizana amin’ny asa fanendahana sy fandrobana tao Toamasina Renivohitra, omaly. Nandositra ny namany iray. Maty voatifitry ny polisim-pirenena ny jiolahy telo lahy tompon’ antoka tamin’ny fanendahana mpandalo, tao Ambolomadinika Toamasina, omaly. Nanao fisafoana tamin’io faritra malaza fanaovan’ireo tontakely sy mpangalatra ny asa ratsy io ny […]




