Enina taona aty aoriana! Hifanandrina eo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Euro 2024”, i Espagne sy i Angleterre. Lalao izay hotanterahina ny 14 jolay ho avy izao, any amin’ny kianja Olympia Stadium Allemagne. Raha hiverenana ny manasa-dalan’ izy ireo, ny Three Lions Angleterre no nanintsana ny Oranje Pays […]
Mois : juillet 2024
Baolina kitra afrikanina ; disciples vs Orlando Pirates ary ny Elgeco Plus vs Lunda Sul
Notanterahina tany Le Caire renivohitr’i Egypte, omaly, ny antsapaka eo amin’ireo fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa malagasy. Ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka, ry zareo Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo no miandry ny Disciples FC. Ekipa andrarezina aty Afrika ity ekipa ity ary […]
FANTINA sy FINTINA
Mbola tazonina eny am-ponja, eny Antanimora, ny depioten’i Vangaindrano, i Mahavitara Sylvestre. Miandry ny didim-pitsarana azy izy na nangataka fahafahana vonjimaika aza. Nilaza ho tsy mahefa mitsara ny rantsam-pitsarana ambony eo anivon’ny Pac noho izy hotsaraina amin’ny fitsarana ambony. Nosamborina tao Masianaka Vangaindrano Rasambozafy Cyrille sy ny mpiambina azy iray, […]
Antenimierampirenena: tsy maintsy depiote no ho lehiben’ny mpanohitra
“Ny filoha lefitra ao amin’ ny birao maharitra dia iray isaky ny faritany ary iray ho an’ny mpanohitra parlemantera. Tsy olon’ny mpanohitra any ivelany no hisora-tena hanao mpanohitra eny anivon’ny Antenimierampirenena, fa tsy maintsy parlemantera”. Io ny fanazavan ’ny mpitondra tenin’ny vaomiera manokana fanitsiana fitsipika anatiny eny anivon’ny Antenimierampirenena, ny […]
Tsy ho diso anaty kajy
Vita soa aman-tsara ny fifidianana izay ho mpikambana anatin’ny birao maharitry ny Antenimierampirenena. Araka ny efa nampoizina, izay tanaty ny lisitra nivoaka teny amin’ny Arena, Ivandry, ihany no nisafidianana sy nolaniana. Maty paika sy tsara rindra ny fametrapetrahan’ny filohan’ny Repoblika ny fototry ny sezany. Mandeha araka ny zotra iheverany […]




