Hotanterahina any Kosovo, amin’ny faha-20 ny volana jolay ho avy izao, ny fifaninanana taranja basikety 3×3, “Le tournoi international Challengers de Pristina”, sokajy lehilahy. Araka ny loharanom-baovao voaray avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), omaly, afaka miatrika izany ny Ankoay rehefa tsy vonona amin’ity hetsika ity i France, tompondakan’ny […]
Mois : juillet 2024
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Mahajanga, ny 13 hatramin’ny 20 jolay ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy zandriny. Miisa 20 ireo klioba hifanintsana ao amin’ny vehivavy. Naaton’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball kosa ny lehilahy, noho ny tsy fahafenoan’ny fetr’isa takina amin’ny fifaninanam-pirenena. Tonga omaly, teny amin’ny seranam-piaramanidina […]
Lalao Olympika “JO 2024”: I Rija sy i Sidonie no hisolo tena ny atletisma
Atleta mianadahy no hiatrika ny lalao Olympika izay hotanterahina any Paris France, eo amin’ny atletisma dia i Rija sy i Sidonie. Hihazakazaka eo amin’ny 100 m misy fefy i Sidonie raha eo amin’ny 100 m tsotra kosa i Rija. Taorian’i Sidonie Fiadanantsoa, izay nomen’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny atletisma ny fahazoan-dalana hiatrika […]
INDRAY MIJERY
Vita ny atrikasa narahina fiofanana momba ny fahitan’ireo olona manana fahasembanana sy ny fiarahamonina ao amin’ny faritra Menabe ny zava-misy mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana. Niarahana tamin’ny fikambanana Autisme Madagasikara izany. Naharitra roa andro ny atrikasa nampitana tamin’ireo olona manana fahasembanana ny zony. Voaresaka avokoa ny lafiny sosialy, kolontsaina sy ny […]
Classe intégrée-EPP Analakely: manabe ankizy 40 manana fahasembanana
“Miisa 40 amin’izao fotoana izao ny ankizy manana fahasembanana ara-tsaina beazina ao amin’ny toeram-pandraisana manokana (classe intergrée) eo anivon’ny EPP Analakely. Mpanabe efatra avy amin’ny Association des éducateurs éspoir Mahalinjo niforona ny taona 2007” no misahana azy ireo, hoy ny filohan’ny Fikambanana, Rasoamihanta Tantelinirina, omaly, teny Analakely. Fiaraha-miasa amin’ny Cisco […]




