Mois : juillet 2024

Lutte antiacridienne: des opérations aériennes en appui

Les invasions acridiennes à Madagascar constituent une véritable menace pour l’agriculture et la sécurité alimentaire du pays. Depuis février, le ministère de l’Agriculture et de l’élevage (Minae), via le Centre national de lutte antiacridienne (IFVM), mène une campagne terrestre contre les criquets. «Jusqu’à présent, 30.000 hectares ont été traités, mais […]

Cadre de partenariat pays: 34% des financements de la Banque mondiale alloués aux infrastructures

En mars 2024, le portefeuille de la Banque mondiale à Madagascar s’élevait à 4,1 milliards de dollars, répartis dans 26 projets nationaux et quatre opérations régionales. Parmi les secteurs bénéficiaires, les infrastructures s’adjugent la plus grande part avec 1,39 milliard de dollars, soit 34% des financements. Selon la Banque mondiale, […]

Tarika Telofangady : mampiaina hatrany ny mozika tena malagasy !

Ilay mozika misy fototra, misy fanahy tena Malagasy? Angadin’ny Telofangady izany. Noporofoin’ny tarika indray omaly, fa miaina ary manana ny hoaviny ny sanga­nasan’izy ireo. “Gasikara” no tena nahafantaran’ny ma­ro ny tarika Te­lofangady… Nametraka ny lazany, saingy efa nihoaran-dry Haja sy ny tariny efa ela anefa izay. Efa “Gasikara 4” aza […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 125 ny valan-javaboahary eto Madagasikara, misandrahaka amin’ny velaran-tany 9 tapitrisa ha. Anisan’ny fitaratra amin’ny fitantanana azy ireny ny fikambanana Gerp any Maromizaha, izay vao nanavao ny drafi-pitantanany. Nomena tombondahiny ny velon-tenan’ny mponina, nahatonga ny any an-toerana tsy nahitana doro ala intsony. Hohamafisina ny fifanarahana ara-barotra eo amin’i Madagasikara sy […]