Mois : juillet 2024

Guinée-Bissau: Andry Rajoelina accueilli avec les honneurs

Suite à l’invitation du président de la Guinée-Bissau, Umaro Sissoco Embalo, le président Andry Rajoelina a été accueilli comme il se doit hier à l’Aéroport international Osvaldo par le ministre des Affaires Étrangères, de la Coopération Internationale et des Communautés, Carlos Pinto Pereira et le ministre de l’Administration territoriale, Marciano […]

Cosmos Madagascar : azon’i Anicet Brillant ny 5 tapitrisa Ar

Norombahin-dRania­ranjara Anicet Brillant, avy any Mahajanga, ny « bon d’achat » mitentina 5 000 000 Ar avy amin’ny magazay Cos­mos Madagascar tamin’ny alalan’ny « Super Tombola » nokarakarain’ny Cosmos manerana ny Nosy, ny 12 jona ka hatramin’ny 7 jolay. Mpan­jifa roa hafa koa no nahazo bon d’achat 3 000 000 sy 2 000 000 Ar. Natao […]

VAOVAO TAMBATRA

Vonona hanohana ny tetikasa « hydroélectrique » aty Madagasikara i Frantsa taorian’ny fihaonan’ny filoham-pirenena malagasy sy ny filoha Emmanuel Macron. Nifantohana manokana, nandritra ny fihaonana, ny sehatry ny angovo sy ny angovo azo havaozina izay hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Manana karazana granite maro loko i Madagasikara saingy voafetra ny […]

Toliara : ampy ny vary eny an-tsena

Tsy misy ahina fa ampy sy ara-kalitao ny vary ao amin’ny tsenan’i Toliara. Tonga nanao fitsirihana, omaly, teny amin’ ireo mpivarotra ambongadiny sy mpaninjara any an-toerana ireo tomponandraikitra ho fiahiana ny mpanjifa. Niara-dalana nanao ny fidinana ifotony ny ekipan’ny fitantanam-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (DRIC) notarihin’ny Talem-paritra […]

Fifanakalozana ara-barotra : miandrandra hanohizana ny Agoa i Afrika

Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny toekaren’ny firenena aty Afrika ny hanohizana ny lalàn’ny African Growth and Opportunity Act (Agoa) ho an’ny 10 taona manaraka. Nandresy lahatra hanatanterahina izany ireo mpisitraka nandritra ny Forum Agoa tany Washington. Notanterahina ny 24-26 jolay, tany Washington DC ny fivoriambe (Fo­rum) ara-barotra faha-21 […]