Mois : juillet 2024

Rugby – «Federale 2» : hidona ny JSTA sy ny Stade

Hianoka lalao goavana indray ny mpitia taranja rugby, manomboka rahampitso. Etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena no hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “Fédéral 2”. Miisa 4 ny fandaharan-dalao voalahatra amin’izany ka anisan’ny andrasan’ny rehetra ny fihaonan’ny JSTA Ambondrona sy ny Stade Olympique de l’Emyrne (SOE). Ekipa diso mifankahalala tsara saingy […]

Échecs – Mada 2024 : hiadiana ny tapakila handehanana any Tunisie

Nahavory ankizy maro ny fifaninanam-pirenena amin’ny taranja échecs, izay natao teto an-dRenivohitra, nanomboka omaly. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika any Tunisie izay mahazo ny laharana voalohany isan-tsokajy. Notanterahina nanomboka omaly, hatramin’ny rahampitso, etsy amin’ ny kianja mitafon’ny Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara taranja échecs, sokajy […]

Distrikan’Andramasina : omby vositra roa norobain’ny dahalo

Nanaovan’ny dahalo rotsaka alina, norobain’izy ireo ny omby vositra roa tao amin’ny fokontany Ambodivato, kaominina Ambohimiadana , distrikan’ Andramasina, afakomaly. Tsy nahare na inona na inona ny tompon’ omby nandritra ny alina. Nifoha maraina, hataraina ny azy ireo nahita ny valan’ omby efa nadiodio. Nanjavona tao anatin’ny tranony ireo omby […]

ACMIL : 10 taona ny andiany mivantana faha-35

Mankalaza ny nivoahany tao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe, ny 25 jolay teo ny andiany mivantana faha-35 misalotra ny anarana «Hiratra». Ny faha-10 taonan’ireto andiany ireto ity nomarihin’izy ireo tao Antsirabe ity. Nisy, araka izany, ireo hetsika samihafa natao hanamarihana ity tsingerintaona ity, toy ny fanolorana mari-pahatsiarovana amin’ny fanatsarana ny […]