Tanterahana mandritra ny roa andro ao amin’ ny Hôtel 2 Février any Lomé Togo ny fivoriambe voalohany ny tanora afrikanina momba ny toekarena manga. Horesahina mandritra izany ny tsy fanjarian-tsakafo, ny tsy fananana asa ary ny fahantrana. Fantatra fa manana sisin-dranomasina 42 000 km i Afrika izay ahitana firenena 54. Feno […]
Mois : juillet 2024
Fizahantany : nahatratra 1 828 ny mpitsidika an’Isalo
Anisan’ny toerana tena be mpitsidika ny valanjavaboaharin’Isalo, faritra Ihorombe. Manana tontolo voahary miavaka tsy fahita raha tsy any an-toerana. Tsy mitsaha-mitombo ny mpizahantany tonga any Isalo, izay niakatra 9% tamin’ity taona ity raha oharina ny tamin’ny 2023. Nahatratra 1 828 ny mpitsidika nanomboka ny janoary hatramin’ny jona 2024, raha 1 […]
Kimony Morondava : velaran-tany 6 ha nambolena honko
Nankalazaina ny 25 jolay teo, tany amin’ny ala Kimony Morondava, ny Andro iraisam-pirenena ho firaovana ny rohivoahary ala honko. Tanjona, ny hanarenana velaran-tany 6 ha, iarahana amin’ny Vondrona olona ifotony (VOI), miisa 130 any amin’ny faritra Menabe sy Melaky. Nitarika ny fotoana ny governoran’ny faritra Menabe sy Melaky, notronin’ny tomponandraikitry […]
Toekarena : mandrafitra ny 13% ny harinkarena faobe ny fizahantany
Miantoka ny fampandrosoan’ny toekarena ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany. Saingy, mitaky ezaka goavana ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa hanatanterahana izany. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny fizahantany noho izy mandrafitra ny 13% ny harinkarena faobe. Sehatra iray anisan’ny mampidi-bola eto amin’ny firenena sy miteraka […]
INDRAY MIJERY
Ao anatin’ny telo andro ho avy, vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra. Tokony hitandrina ireo olona marefo amin’ny izany. Mijanona ho ambony ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo amin’izao faran’ny herinandro izao. Avo telo heny hatramin’ny efatra heny ny fetran’ny OMS ny refy rehetra voaray ka mankarary […]




