Mois : août 2024

AGOA : les réponses aux questions brulantes

Lors de la conférence de presse numérique clôturant le forum de l’AGOA, Constance Hamilton, Représentante adjointe des États-Unis au Commerce extérieur pour l’Afrique, et Joy Basu, Secrétaire d’État adjointe aux Affaires africaines du Département d’État, ont répondu aux questions des journalistes. Ils ont abordé des préoccupations allant de la perte […]

Fifidianana ben’ny Tanàna : hanomboka ny 12 aogositra ny fametrahana ny dosie

Efa nanolo-kevitra momba izany ny eo anivon’ny Ceni ka tokony hanomboka ny 12 hatramin’ny 26 ao­gositra ny fametrahana ny dosie ho an’ireo kandidà. Hi­voaka ny 5 septambra ny lisitr’ireo voatana ho mpifaninana ho ben’ny Tanàna sy ny mpa­nolon­tsain’ny Tanàna. Ha­nom­boka ny 12 septambra hatramin’ny 12 oktobra ny famoahana ny lisitr’ireo […]

“Carrefour de la Formation des Métiers et de l’Emploi 2024” : Tanora 8000 andrasana hitady asa sy fianarana

Hotanterahina etsy amin’ny Alliance Française d’An­tananarivo Andavamamba, ny 6 hatramin’ny 10 Aogositra izao, ny “carrefour de la formation des métiers et de l’emploi”, andiany fahavalo. He­tsika hiaraha-miasa sy tohanan’ny Telma Madagascar. Mahatratra 500 000 ireo ankizy mitady asa sy fianarana isan-taona eto Madagasikara. «Tanora manodidina ny 8000 no andrasana hitsidika […]

Voatoraka “lacrymogène”: mpianatry ny Politeknika, maratra mafy!

Andro fahatelo amin’ny fitakiana ataon’ny mpianatra, omaly. Nisy ny naratra ho an’ny andro roa voalohany, fa mafy kosa ny fiantraikan’ny lacrymogène tamin’ny mpianatra iray voatery nentina haingana teny amin’ny HJRA. Mitohy ny hetsika hoy ny mpitarika. «Mpianatra eny amin’ ny politeknika Vontovorona no voan’ny lacrymogène notifirin’ny mpitandro filaminana teo amin’ny […]