Mois : août 2024

Kitra – D2 Nasionaly: famaranana kely ny an’ny FC Theo sy ny AS ST Anne

Hotanterahina anio, ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi¬kara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa, “World Cola Ligue des Champions D2 National”. Anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny As St Anne Analamanga sy ny FC Theo Sava. Miray vondrona any Vohemar izy roa ireto, marihina fa laharana voalohany ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hisolo tena an’i Madagasikara, any Johan­nesburg, mandritra ny fampiofanana basikety ho an’ny tanora mendrika eto Afrika (Basketball Without Broders), Razanakarivelo Christelle sy Andrianjatovo Loic. Fam­piofanana hatao ny 3 hatramin’ny 6 aogositra izao ka ny alarobia lasa teo izy ireo no niala teto an-tanindrazana. Niditra tamin’ny andro fahefatra, omaly, ny fiadiana […]