Olombelo Ricky Accoustic Band, any amin’ny B Live Club Antsirabe. Handray ny “Manala azy” amin’ ny endriny mifanakaiky kokoa ireo mpankafy any Vakinankaratra, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Ho vahinin’ny Olombelo Ricky hatrany ireo namany efa ela nihetezana teo amin’ny mozika, Sylvin Marc sy i Edgard Ravahatra. “Samy mandeha, […]
Mois : août 2024
Lalao Olympika: nampitolagaga ny maro ny seho nataon’ny Bloco Malagasy
Nanomboka omaly ary haharitra dimy andro ny fandraisan’anjaran’ny tarika Bloco Malagasy, amin’ny sehatry ny zavakanto sy kolontsaina, mandritra ny Lalao Olympika atao any Paris, Frantsa. Ao amin’ny Site Courneuve no anatanterahina izany. Nampitolagaga ny vahiny sy ireo mpandray anjara amin’ny lalao Olympika ny seho natolotr’ireto tovovavy malagasy mivondrona ao anatin’ny […]
Rap ho an’ny rehetra: manomana ny 30 taona an-tsehatra ny North & Center
Tarika iray nametraka ny lokony teo amin’ny tontolon’ny rap gasy ny North & Center. Heno matetika indray, satria hiditra amin’ny fankalazana ny faha-30 taona nizarany ny kanto. “Ditra sa revy?” Hiran’ ny tarika North & Center nalaza indrindra sy nahafantarana voalohany azy ireo ihany koa izany. Fantatrao ve fa efa […]
Fiofanana « Manasoa »: Omena lanja ny fahalalana malagasy
Olon’ny fahalalana ny Malagasy. Hiditra ao anatin’ny dingana fahatelo ny fiofanana momba izany omen’ireo zoky sy raiamandreny, nianatra sy nandalina ary niaina ny fomba amam-panao malagasy. Ho voaboasan’izy ireo amin’izany ny lohahevitra : « Ny valiha sy ny fanahy ao aminy ». Na tsy mbola nofaritan’ny tomponandraikitra aza ny fotoana hanatanterahina ny fiofanana, […]
CCEsca Antanimena : hikalo ny hiran’ny Kintana Telo ny tarika Johary
Hotanterahina ny alahady 4 aogositra 2024, ao amin’ny CCEsca Antanimena, ny “Johary mihira Kintana telo”. Fampisehoana iarahana amin’ny tarika Johary sy i Salomon. Araka izay lohatenin’ny fampisehoana izay, ny hiran’ny tarika Kintana Telo no hohirain’ny tarika Johary. Na eo aza anefa izany, hahazo ny anjarany ihany koa ny mpankafy ny […]




