Mois : septembre 2024

Fitaterana : handray mpiasa malagasy ny Emirates

Anisan’ny matanjaka indrindra maneran-tany ny kaompania Emirates. Handray mpiasa malagasy ity orinasa ity, ankehitriny, eto Antananarivo, amin’izao fisokafan’ny zotra mivantana Dubaï-Antananarivo, mandalo atsy Mahé Seychelles izao. Andraikitra hosahanina ny fifandraisana sy ny fikarakarana ny mpandeha anaty fiaramanidina sy ny an-tanety. Hiasa any Dubaï ny olona ho voaray, aorian’ny fiofanana mandritra […]

Toekarena maitso: ahavitana zavatra maro ny volobe

Ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny fandrakofana ala an’i Madagasikara. Mifameno amin’izany ny fampiroboroboana ny toekarena maitso, toy ny seha-pihariana volobe Nankalazaina omaly, ny Andro manerantany ho an’ny volobe. Nitarika ny fotoana, ny minisitry ny Tontolo iainana (Medd), i Max Andonirina Fontaine. Lohahe­vitra noraisina ny hoe « Seha-pihariana volobe mahomby […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanomboka omaly, ary haharitra hatramin’ny alahady 22 septambra izao, eny amin’ny Complexe sportif Vontovorona ny fiofanana ho an’ireo mpitsara amin’ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano (futsal). Mitarika izany i Said Nourri, manam-pahaizana avy amin’ny Fifa. Miisa 30 mianadahy ireo mpiofana ka misy ny avy any amin’ny faritra. Tsara fanombohana ny […]

Baolina kitra – «Ligue des champions d’Europe»: nomontsanin’ny Bayern ny Dinamo Zagreb

Notanterahina ny talata lasa teo, nanerana an’i Eo­ropa, ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra «Ligue des champions 2024». Voahaja ny lojika satria tafavoaka ho mpandresy avokoa ireo ekipa goavana. Anisan’ny nisongadina indrindra ny nanamontsanan’ny Bayern de Munich, tamin’ny isa mavesatra 9 no ho […]