Vonona ny Makis Ladies hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany ho an’ny sokajy D3, taranja rugby. Tonga nanome tohana ho azy ireo ny banky BFV SG sy ny minisiteran’ny Fanatanjahantena. Hanainga amin’ny talata ho avy izao ny Makis Ladies hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany ho an’ny rugby lalaovina olona […]
Mois : septembre 2024
indostria : miantoka ny 15% ny harinkarena faobe
Manana karazana akora fototra azo trandrahina sy azo haodina i Madagasikara ho an’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny toekarena eto an-toerana. Anisan’ny miantoka ny fampandrosoana ny firenena ny fananany orinasa mpanodim-bokatra, hialana amin’ny fanafarana entana. Miantoka ny 15% ny harinkarena faobe rahateo ny indostrian’ny famokarana eto amintsika. « Kendrena ny hampiakarana […]
VAOVAO TAMBATRA
Tokony hanafatra vary 430 000 taonina i Madagasikara ho an’ny taom-pamokarana 2024-2025 noho ny fatiantoka eo amin’ny famokarana sy ny tinady. Vinavinaina ho 3,410 tapitrisa taonina ny famokarana anatiny, raha toa 3,840 tapitrisa taonina kosa ny tinady. Na izany, tokony hahatratra 5,880 tapitrisa taonina ny famokarana amin’ity taona ity, raha 5,320 […]
FANODINAM-bokatra : mila drafitrasa mazava ny indostria
Goavana ny andraikitra miandry ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra mahakasika ny tontolon’ny Indostria eto amintsika. Mila mametraka drafitrasa mazava hanafainganana ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny sehatry ny Indostria ny minisitera. Tafiditra ao anatin’izay fanampiana izay ny orinasa mpanodim-bokatra ao anatin’ny fotoana fohy. Tanjona ny hialana amin’ny […]
Imvavet : naiditra vonjimaika am-ponja ny tale teo aloha
Voasaringotra amin’ny lafiny fanodinkodinam-bola ny tale teo aloha an’ny Imvavet, misahana ny vaksiny ho an’ny biby. Niakatra teny amin’ny Bianco sy ny Pac ny raharaha. Naharay fitarainana ny Birao miady amin’ny kolikoly (Bianco), mahakasika fanodinkodinam-bola nataon’ny tale teo aloha, nitantana ny Ivontoerana malagasy misahana ny vaksiny ho an’ny biby (Imvavet). […]




