Mois : septembre 2024

Wednesday Morning Group: vehivavy 15 nahazo mari-pahaizana momba ny zaitra

Taorian’ny fiofanana natao, notolorana mari-pahaizana ireo vehivavy niofana momba ny zaitra teo anivon’ny WMG. Navoaka sy nomena mari-pahaizana tetsy Amba­toroka, omaly, ireo vehivavy 15 niofana momba ny tontolon’ny zaitra teo anivon’ny Wednesday Morning Group (W.M.G). Andiam-pianatra voa­lohany, nampitondraina ny anarana hoe: “Santatra”, izy ireo. Niofana nandritra ny 3 volana, nanomboka […]

INDRAY MIJERY

Nitsidika ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny masoivohon’i Corée, Park Ji Hyun. Nanamafy ny fiaraha-miasan’ny roa tonta amin’ny sehatry ny fampianarana ambony ny dinika. Nampa­ha­tsiahy ny vatsim-pianarana hahafahan’ny mpianatra manohy fianarana any Corée ihany koa ity ambasadaoro ity. Nahatohina ireo ray aman-dreny maro ny fisian’ilay trano […]

Datina: vonona hampandroso an’Ambohimanambola

Naneho fahavononana hitondra fampandrosoana An­drianasolo Nofinirina Tinasoa na Datina. Izy, araka izany, no kandidà voalohany ho ben’ny Tanàna nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina eny amin’ny kaominina Ambohimanambola, distrika Avaradrano. Niaraka amin’ireo mpiara-dia aminy sy ireo mpanolotsaina 7, omaly, nanatitra izany. Nilaza ny filohan’ny Ovec fa i Datina mihitsy no kandidà voalohany […]

Vondrona Andriantsitohaina sy ny fondation HV: nanavao ny efitrano fianarana ao amin’ny EPP Ankadinandriana

Mianatra anaty filaminana manomboka izao ny mpianatra 400 isa, ao amin’ny EPP Ankadi­nandriana. Vita ny fanavaozana ireo efitrano valo, niaraka amin’ny mpiray ombon’antoka tsy miankina mitsinjo ny fanabeazana ny zaza malagasy. Noraisina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fanavaozana ny efitrano fianarana valo, efitrano vohi-piraisana sy ny toeram-pivoahana, eo anivon’ny EPP […]

TARATRY ny KANTO

“Pho Tour” – eny amin’ny Aire du By Pass indray. Maromaro izay “cabarets” notontosaina teny amin’ireo toeram-pisakafoanana Pho teto Antananarivo izay. Anjaran’ny Pho Aire du By Pass indray ny anio, manomboka amin’ny 5 hariva. Hanafana izany ry Rija Ramanantoanina, Nanie, Bodo ary i Mahery. Mpanakanto samy kalaza ary efa zatra […]