Mois : septembre 2024

Hetsika fampandrian-tany : rongony 180 kg nodoran’ny zandary

Nandritra ny hetsika fampandrian-tany sy ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina no nahatraran’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra notarihin’ny manamboninahitra mpandrindra ny faritra Betioky Atsimo, afakomaly, izao vokatra izao. Rongony tanaty gony miisa 12, milanja 180 kg ny fitambarany no saron’ny zandary nandritra izany. Tao amin’ny kaominina ambanivohitr’Itampoko sy Androimpano, distrika […]

Raharaha Kidnapping: olona 35 karohina !

Olona miisa 35 namoahana filazam-pikarohana maika mahakasika ny fakana an-keriny. Basy mahery vaika ampolony no ifampitadiavan’ny mpitandro filaminana. Mifanome tanana eny ifotony ny polisy, ny zandary ary ny Tafika… Jiolahy miisa 35 no atao hazalambo ao amin’ny Faritra Betsiboka, Alaotra Mangoro, distrika Anjozorobe, Ankazobe, ato amin’ny Faritra Analamanga. Ahitana vehi­vavy […]