Mitohy hatrany ny fitadiavana fiaraha-miasa ataon’ny fitondram-panjakana hoentina manatanteraka ny fanamby sy ny vinam-pampandrosoana napetraka. Anisan’ny fahombiazana sahady izay fanatsarana ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana sinoa izay. Tontosa, omaly, ny fihaonana teo amin’ny filohan’ ny Repoblika malagasy, Rajoelina Andry, sy ny filohan’ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine, Xi Jinping, izay tafiditra ao anatin’ny […]
Mois : septembre 2024
TSELATRA
Vehivavy iray hita faty vao maraina teny Antohomadinika Atsimo, omaly. Raha ny fahitana ny razana teny an-toerana, tsy misy akanjo intsony ny tapany ambany. Ny fitsirihana nataon’ny mpitsabo sy ny mpitandro filaminana no nahafantarana fa naolana izy mialoha ny namonoan’ireo olon-dratsy azy. Andrasana ny tohin’ny famotorana. Nilatsahan’ny taribin-jiron’ny Jirama ny […]
Naiditra am-ponja eny Tsiafahy: Tratra ireo jiolahy nanolana sy nanindrona antsy
Aiza ihany ilay fampiharana ilay lalàna momba ny famosirana? Naiditra am-ponja eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, afakomaly alina, ireo jiolahy telo voarohirohy ho tompon’ antoka tamin’ny famonoana ilay ankizivavy 6 taona hita faty teo akaikin’ny biraon’ny fokontany Belambanana Andoharanofotsy, ny 29 aogositra 2024 teo. Ny zandary avy ao amin’ ny tobim-paritra […]
Fenoarivo : lehilahy iray maty an-drano
Hatairana ny an’ireo olona teny amin’ny Digue hihazo an’i Fenoarivo Alakamisy, omaly, raha nahita fatin-dehilahy iray tao anaty rano. Olona handeha hiasa vao maraina no nahita azy ka nampandre ny zandary. Nilaza ireo olona nahita ny razana fa tsy mponina eny an-toerana ity lehilahy ity. Tsy fantatra kosa hatreto izay […]
Milaza ho iraky ny fitondrana : vehivavy tratra nisoloky ho mizara Tosika fameno
Saika matin’ny fitsaram-bahoaka ny vehivavy iray misoloky ho iraky ny fitondram-panjakana ka mizara Tosika fameno teny Ankeribe, fokontany Mandrosoa, kaominina Alakamisy Anosiala Ambohidratrimo. Olona 300 nahazahoany vola 500 Ar avy. Aza jerena amin’ny endriny ! Na teo aza ny hatezeran’ireo olona saika hanao fitsaram-bahoaka tamin’ity renim-pianakaviana iray mpisoloky ity, voasoroky ny […]




