Na efa maro aza ireo nangataka ny hanovana ifotony ny fandaharam-pianarana eto Madagasikara. Hatramin’izao, mbola tsy nahazo valiny mazava izy ireny. Omeo lanja ny fanabeazana miompana amin’ny fahalalana ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy. Tsy nisy zava-baovao maneho fa miroso mankany ny fanabeazana ny taranaka malagasy. Andro vitsy sisa no […]
Mois : septembre 2024
« Jôkôsô – Festival du Rire » : hiditra amin’ny andiany fahefatra ny hetsika
Zavakanto iray manana ny toerany amin’izao fotoana izao ny hatsikana, indrindra ny sokajy “Stand Up”. Hetsika lehibe iray manondrona ireo Malagasy mpanao hatsikana ny “Jôkôsô – Festival du rire”, ny karazany izay nataon’ny zoky teo aloha, na ny “Stand Up” vao taty aoriana. Tanterahina ny 11 hatramin’ny 15 septambra 2024, […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsidika tamim-pomba fifanajana ny Praiminisitra Ntsay Christian, ny sekretera maharitry ny Organisation pour l’harmonisation du droit des affaires (Ohada), ny Pr Mayatta Ndiaye Mbaye, teny Mahazoarivo, afakomaly. Nifantohan’ny fihaonana ny fanirian-dry zareo ny hidiran’i Madagasikara ao anatin’io fikambanana io. Nilaza ny Praiminisitra fa mbola mila fifampidinihana eo amin’ny mpisehatra rehetra […]
Fiatrehana fifidianana: manentana ny vehivavy hirotsa-kofidina ny Ceni
“Midina ny taham-pandraisana anjaran’ny vehivavy. Tsy eo amin’ny mpirotsa-kofidina ihany izany, fa eo amin’izay voafidy indrindra koa”, hoy ny sekretera mpanatanteraka lefitra eo anivon’ny Ceni, Ravaoharinirina Hanitriniaina Liliane, teny Alarobia, afakomaly, ny amin’ny fiatrehana fifidianana. Tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna, ny taona 2019: 5% na 300 mahery ihany ny vehivavy voafidy […]
Ny vahoaka aloha…
Nanaovana tombana tamin’ny asa vitany avy ireo minisitra teo aloha izay nanao fianianana. Inona no vita ary inona no tsy vita sy antenaina fa ho vita? Miankina amin’izay ny ho tohin’ny raharaha amin’izao, ny tantana sy ny tantara. Hanao ahoana? Mandra-pitrangan’izay hitranga, manao tombana ho azy koa ny vahoaka […]




