Maty voatifitry ny zandary tao Miadana kaominina ambanivohitr’Ambohibary Vohilena distrikan’Anjozorobe, afakomaly hariva ny jiolahy iray naka an-keriny ankizivavy 9 taona. Nalaina an-keriny saingy tafaporitsaka sy afaka niantso vonjy ny lasibatra. Henon’ny fokonolona teo an-tanàna izany ka raikitra ny fifanenjehana. Voasoroka mialoha ny fikasan-dratsin’ilay jiolahy noho ny fiaraha-mientan’ny fokonolona sy ny […]
Mois : septembre 2024
Jiolahy iray voatifitra: Basy roa sy bala 10 tratra
Maty voatifitry ny polisin’ny UIR tao Ankofafalahy Fianarantsoa, omaly tamin’ny 1 ora maraina ny jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana. Nifanehatra tamin’ireo polisy nanao fisafoana ny tanàna ity jiolahy ity, saingy tsy nanaiky hosavaina fa nitifitra avy hatrany. Raikitra teo ny fifamaliana tifitra teo amin’ilay jiolahy sy ny polisy. Rotiky ny […]
Minisitry ny Foloalindahy : « Tsy maintsy hapetraka ny filaminana sy ny fandriampahalemana »
Namory ireo tomponandraikitra ambony eo anivon’ny minisiteran’ny Foloalindahy sy ny Etamazaoro ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin omaly, teny Ampahibe. Tao anatin’izany no nanaovana tombana ireo asa vita. Hentitra ny toromarika nomeny amin’ny tsy maintsy hametrahana ny filaminana sy ny fandriampahalemana maharitra eto Madagasikara, satria […]




