Mois : septembre 2024

Amboniavaratra-Ampanotokana : nohavaozin’ny Tozzi Green ny sekoly EPP

Nisitraka fotodrafitrasa moderina hianaran’ny zanany ny mponina ao amin’ny fokontany Amboniavaratra, kaominina Ampanotokana, distrikan’i Mahitsy. Triatra sady simba nandritra ny taona maromaro, tsy afaka nampiasa ireo efitrano fianarana ireo intsony ny mpianatra tao an-toerana. Na­noloana io, nandray an-tanana ny fanarenena ny sekoly ta­min’ny lafiny rehetra, ny orinasa Tozzi Green. Nohavoazina […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny 23 oktobra ka hatramin’ny 3 novambra ho avy izao, ny fifaninanam-pirenena amin’ ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano «futsal». Fifaninanana karakarain’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Hisy sokajy dimy izany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara izany, ny U13 ; U15 ; U17 ary ny «véteran» mihoatra ny 35 taona sy […]