Hatao etsy amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 26, 27 ary ny 28 septambra izao ny « Salon de la gastronomie », andiany faha-10. Hetsika tohanan’ny Telma Madagascar sy hiaraha-miasa amin’ny Organisation internationale de la Francophonie (OIF) ary ny Havila School. Omena sehatra ireo mpanentana sy orinasa madinika miompana amin’ny tontolon’ny […]
Mois : septembre 2024
Faritra Analamanga : nampiray hina ny Festival
Niavaka ny diabe natao tetsy Mahamasina sy nanodidina ny ranon’Anosy. “Tanjona ny fiverenan’ny fihavanana sy famerenana ny kolontsaina malagasy izay very noho ny adiady politika”, hoy ny govarnoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery. Tanjona ny hamerina ny kolontsaina eto Analamanga. Ankoatra ny foire sy festival dia nisy koa ny fampisehoana niarahana […]
Ho an’ny EPP, CEG ary Lycée : mahatratra 66 375 851 500 Ar ny « caisse école » hotsinjaraina
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fandefasana ny “caisse-école” ho an’ny EPP sy CEG ary ny “caisse de soutien” ho an’ny Lycée manerana ny Nosy. Hitohy koa ny fampisakafoana an-tsekoly eny anivon’ny ambaratonga fototra. Ezaka ho fanamaivanana hatrany ny vesatry ny ray aman-dreny ny fanomezana ireo tohana avy amin’ ny fanjakana […]
Volley-Mada D1: nafana ny fifandonan’ny ASSM sy ny MVBC
Lalao 8 avy hatrany no nanokafana ny andro voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy “1ère division”, ny faran’ny herinandro teo. Fifaninanana tontosaina eny amin’ny kianjan’Itaosy. Fifandonana anisan’ny tena niady sy nampitsanga-mitoetra ny mpijery ny lalao teo amin’ny MVBC sy ny ASSM, sokajy lehilahy. Tany amin’ny Tie Break, […]
Kitra – D2 Nationale: nomontsanin’ny FC Theo, 3 no ho 0, ny FCA Ilakaka
Notanterahina omaly, teny amin’ireo kianja roa, Ambohidratrimo sy Elgeco Plus Stadium By-pass, ny andro fahatelon’ny “Poule des AS” amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa, taranja baolina kitra. Ratsy ny vokatra ho an’ny FCA Ilakaka. Lavon’ny FC Theo Sava, 3 no ho 0, izy ireo, omaly, teny Ambohidratrimo. Raha […]




