Efa lany ny faran’ny herinandro teo avokoa ny tapakilan’ilay seho “Mena Masoandro”. Mbola amin’ny zoma 27 septambra izao anefa ity seho iarahana amin’i Olombelo Ricky, ao amin’ny La City Ivandry, ity. Nandefa fialantsiny ho an’ireo tsy nahatratra intsony ry zareo mpikarakara ao amin’ny RDJ. Tsy misy azo atao ho an’izay […]
Mois : septembre 2024
40 taona nanoratana: mihoatra ny 1 000 ny tononkalon’i Aina Nirina
Tontosa ny sabotsy 21 septambra teo, tao amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny fanamarihana ny faha-40 taona nanoratan’i Aina Nirina. Tsangambaton’izany ny namoahana ny boky « Sombin’i Aina 2 ». Nambarany fa : « ny anarana Sombin’i Aina dia midika fa ny aingam-panahin’i Aina Nirina no ao anatiny. Midika ihany koa hoe sombin-tantara. Izany hoe, sombin-tantara […]
Sehatra bagasy : handray «Redombe» ny Havoria
Totoafo ny famerenana! Anisan’ny toerana lehibe handray ny Sehatra Bagasy amin’ity taona 2024 ity ny efitrano malalaky ny Havoria etsy Anosy. Ny sabotsy 16 novambra izao no hotanterahina eny an-toerana ny seho « Redombem-pahatsiarovana ». Mpihira sy mpitendry bagasy maro no handray anjara amin’izany. Anisan’ny hampiavaka ity seho karakarain’ny Sehatra Bagasy ity […]
Franglish, mpanakanto mandalo eto Madagasikara : nahasarika vahiny sy Malagasy maro ny seho voalohany nataony
Maro mpankafy ny fampisehoana ataon’ny vahiny mpanankanto eto Madagasikara. Porofon’izany ny seho natolotr’i Franglish tetsy Mahamasina, omaly. Tontosa tetsy amin’ny Kianjan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina, omaly, ny fampisehoana nataon’i Franglish, vahiny mpanakanto malaza amin’ny fanaovana mozika rap. Seho voalohany notontosainy teto Madagasikara izy io. Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara […]
Alzheimer : matetika tratran’ny aretina ireo olona tsy mampiasa vatana
Nomarihina ny 21 septambra teo ny Andro maneran-tany iadiana amin’ny aretina Alzheimer. Anisan’ny nankalazana izany i Madagasikara. Mbola maro ny olona tsy mahafantatra io aretina io eto amin’ny Nosy, raha ny fanazavana voaray. “Aretina mpahazo ny sela any amin’ny atidoha ny (démence) izay mampihena ny fiasan’io taova io, anisan’izany ny […]




