Mois : septembre 2024

«D2 Nationale» : nisaraka ady sahala ny FCA sy ny FC Avenir

Nitohy omaly ny andro faharoa amin’ny lalao mandroson’ ny “Poule des As” hiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja baolina kitra, “World Cola League Des Champions D2 Nationale”. Teny amin’ny Kianjan’Am­bohi­dratrimo, nisaraka ady sahala 2 no ho 2 ny FCA Ilakaka sy ny FC Avenir Anosy. Lalaon’ny samy nandresy ny an’ny […]

Rugby- Fanomanana ny « WXV III »: nomen’i Kenya lesona ny Makis Ladies

Nomontsanin’ny Lionesses Kenya, tamin’ny isa mavesatra 63 no ho 19, ny Makis Ladies de Madagascar, omaly, tany Nairobi Kenya. Miandry an’i Madagasikara any Dubaï ny ekipa nasionaly espaniola. Notontosaina omaly, tao Nairobi, ny fihaonan’i Madagasikara sy Kenya. Lalao hanomanana ny fifaninanana iraisam-pirenena “WXV III”, izay hatao any Dubaï, ny 27 […]

Foire et Festival Analamanga: hanomezana sehatra ny mpanao asa tanana

Nanomboka omaly, haharitra 3 andro ny Foire et Festival Analamanga, andiany faharoa, karakarain’ny Faritra Analamanga, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Anjatony ireo tranoheva mi­tondra ny vokatra malagasy ao an-toerana. “Fanandratana ny vita malagasy, ny taozavatra ary ny fambolena sy fiompiana ny hetsika”, hoy ny governoran’Analamanga, Raso­a­ma­romaka Hery. Fano­mezana sehatra ireo […]

“Fanamby Mpana-Dio” : nahomby ny hetsiky ny Mpanazava

Nanamarika ny hetsika « Fanamby Mpana-Dio » ny Mpanazava eto Madagasikara tamin’ity herinandro ity. Nisy ny fanentanana an-tambajotra maneho ny maha zava-dehibe ny fanadiovana sy ny fanodinana ny plastika ho fiarovana ny tontolo iainana. Nitondra feo amin’ny toerana na sekoly ny hanokanana andro iarahana manadio ary manao fanadiovana any amin’izany toerana izany, miaraka […]

“Poesam 2024”: lasan’ny Kante company ny laharana voalohany

200 ny tetikasa nandray anjara tamin’ny fifaninanana nasionaly iarahana amin’ny Orange Madagascar.Valo tamin’ireo, niatrika ny famaranana manoloana ny mpitsara. Natolotra omaly ny loka ho an’ny mpandresy. Kante Company, tetikasa natolotr’Andriamitasoa Roussel Célestin, no nahazo ny laharana voalohany tamin’ny « Prix Orange de l’entrepreneur social en Afrique et Moyen-Orient (Poesam 2024). Vovonana […]