Voasambotry ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-paritra Ambilobe, afakomaly, ireo jiolahy telo mpanao trafikana zava-mahadomelina. Voalaza tao anatin’ny tatitra nampitain’ny zandary fa mpamboly sady mpivarotra ary mpifoka izy telo lahy tratra ireto. Nahazo loharanom-baovao momba ny fisian’ireo jiolahy mamboly rongony amina velaran-tany amina hekitara ao Ambilobe ny zandary. Nidina nanao fitsirihana […]
Mois : septembre 2024
Rocade Iarivo: fiara 4×4 tra-doza, naratra ny mpamily
Vao nahafatesan’olona iray ny herinandro lasa teo, fiara tsy mataho-dalana iray indray tra-doza tetsy amin’ny Rocade Iarivo, omaly. Nivadika nananika ny afovoan-dalana nisy andrin-jiro, potika tanteraka, ny fiara 4×4 iray, marika Ford teny amin’ny Rocade Iarivo, omaly hariva, tamin’ny 6 ora sy sasany. Nandeha mafy ilay fiara avy amin’ny lalana […]
21 septambra 2024
Tir en l’air du 21 septembre 2024
Trekking: des cadres d’entreprise sur le 2e plus haut sommet de Madagascar
Pari tenu. Vision Madagascar a choisi de sortir de l’ordinaire pour renforcer la cohésion et l’esprit d’équipe dans ses rangs. Par la voie du sport, et non des plus commodes, l’entreprise a emmené la semaine passée sa « dream team » comme elle le qualifie, partir à l’assaut du Pic […]




