Mois : octobre 2024

Rugby – «Top 12 Mada» : very izay resy eo amin’ny Besetroka sy Ankady

Hitohy rahampiso, etsy amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahavalo amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena “Top 12 Mada”, taranja rugby. Anisan’ ny fihaonana goavana ary hiendrika famaranana kely ny an’ny USA Ankadifotsy (Anka­dy) sy ny UAS Cheminots (Be­setroka). Very mantsy izay resy eo amin’ny roa tonta. Midina any amin’ny D2 […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanomboka anio ary hitohy rahampitso, eny amin’ny Kianja CFFA Andoharanofotsy, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny amboara « Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA) », taranja baolina kitra. Lalao 8 no voalahatra amin’izany ka 4 hatao anio ary rahampitso ny 4 ambiny. Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena, taranja handball, sokajy Sénior, […]

Fifanintsanana “Can 2025”: tsy mbola misy tafita ny sokajy «A»

Ny alarobia teo no tafaverina an-tanindrazana ny Barea de Madagascar, taorian’ny fiatrehany ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, natao tany Maroc, ny zoma 11 sy ny alatsinainy 14 oktobra lasa teo, ao amin’ny vondrona “A”. Hatreto, tsy mbola misy nahazo ny tapakila hiatrehina izany […]

Basikety –“Road To Bal” : mora ho an’ny GNBC ny nandresy ny BVH Seychelle

Nahazo fandresena faharoa, nandritra ny fifaninanana “Road to ball”, taranja basikety, ny Gendarmerie nationale basket-ball club (GNBC), omaly, tany Tanzanie. Resin’ny GNBC, 98 no ho 72 , ny BVH avy atsy Seychelles. Mitohy vakana ny fa­hombiazana ho an’ny ekipan’ny zandary GNBC, omaly, tamin’ny fifanintsanana taranja basikety, “Road To Bal”, sokajy […]