Mois : octobre 2024

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 35 ny fandavahan-drano lalina hatao eto Antananarivo sy ny manodidina. Misy ny vaovao ary eo koa ny hasiana fanatsarana. Mahatratra 1000 m3 isan’ andro ihany koa ny rano taterin’ny fiarabe hamenoana ny sinibe miisa 150 napetraka eny amin’ny fokontany. Efa nidina ho 50 ny salanisan’ny daba mavo milahatra eny […]

Andohalo : hapetraka ny Maison de la vanille

Vita ny sonia fifanarahana ny hanokafana ny “Maison de la Vanille de Madagascar, teo amin’ny masoivohon’i France, Arnaud Guillois, sy ny filohan’ ny vondron’ireo mpanondrana lavanila eto Madagasikara (GEMV), Georges Geeraerts,” etsy amin’ny Maison Jean Laborde Andohalo. Malaza maneran-tany noho ny kali­taony sy ny hatsarany ny lavanila malagasy, antony hanomezana […]

Delestazy : nampahafantarina ny tranga hamehana

Ankoatra ny olan’ny rano eto Antananarivo sy ny manodidina, mitoetra koa ny lafiny famatsian-jiro. Nambaran’ny filoha Rajoelina, omaly, ny tranga noho ny hamehana, “cas d’urgence”, amin’ny herinaratra. Nivory niaraka tamin’ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Nanatrika tao koa ny mpisehatra rehetra amin’ny angovo sy ireo mpitantana ny […]

Nifanenjehan’ny olona : mpangalatra vomanga matin’ny fitsaram-bahoaka

Matin’ny fitsaram-bahoaka ny lehilahy iray nangalatra vomanga teny an-tsaha, tao amin’ny fokontany Fenoa­rivo, kaominina ambanivohitr’i Be­sakoa, distrikan’i Beki­ly, ny alakamisy alina teo. Tra­tran’ny tompom-boly izy tamin’io alina io satria matetika very ny vomanga maniry eny an-tanimboly ka nahatonga azy nanara-maso ireo mpangalatra ahina ho tom­pon’antoka amin’izany. Na­nohitra sady nikasa hamono […]