Mois : octobre 2024

TARATRY ny KANTO

Hisy atrikasa ho an’ny hosodoko, izay hotontosaina ny 19 hatramin’ny 26 oktobra ho avy izao, eny Antanetisoa Tanjombato. Mahatratra 15 eo ho eo ireo hisitraka izany, izay efa milomano ao anatin’ny hosodoko avokoa. Natao hampitana ny karazana hosodoko toy ny nataon’i Joseph Ramanankamonjy izy ity, no fanomezam-boninahitra azy koa. Miara-misalahy […]

“Beatbox Battle Madagascar 2024” : efa fantatra ireo hiatrika ny famaranana

Nampahafantarin’ny mpikarakara ny “Beatbox Battle Madagascar 2024” omaly, teo amin’ny pejy ofisialiny ireo mpifaninana hiatrika ny dingana famaranana. Hetsika ho tanterahina ny 2 novambra 2024 eny amin’ny Cercle Germano Malagasy (CGM) Analakely. “Mafy ary efa miakatra ny lentan’ny fifaninanana. Tena nanahirana ny nifantina ireo hiatrika ny dingan’ny famaranana noho ny […]

“Tana Reggae Night” : hahazo tombony ireo vao misandratra

Tanterahina anio hariva, eny amin’ny Jao’s Pub Ambohipo ny “Tana Reggae Night”. Hetsika karakarain’ny fikambanana Fianara Reggae Festival sy ny Projet Ony. Mpanakanto maro mivoy ny gadona Reggae no handray anjara amin’izany. Anisan’izany ry Reggasy, 6Watt, Eka Zaho, Jah Roots, Malagasy Vibration ary Mashmanjaka. Fampisehoana Reggae ranoray izy ity. Ankoatra […]

Toliara : vehivavy 700 nisitraka fitiliana momba ny homamiadana

Nahasarika vehivavy maro ny hetsika “October Rose” tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana, ny alahady teo. Hahazo fitsaboana sy fandraisana an-tanana maimaimpoana ireo vehivavy fantatra sy voatily fa misy aretina homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza nandritra ny hetsika. Nikarakara hetsika “Oc­tober Rose” ireo vehivahy mpandraharaha ao anatin’ny faritra Atsimo Andrefana […]