Nitrangana haintrano goavana indray teny Tanjombato, ny sabotsy tamin’ny 1 ora maraina teo ho eo. Trano lehibe fanamboarana fanaka ity kila hotohoton’ny afo ity. Tsy nisy noraisina intsony ny entana rehetra niaraka tamin’ireo fitaovana ary fanaka efa vita kasaina hamidy. Haingana ny fiitaran’ny afo ka niampita tamin’ireo trano teo amin’ny […]
Mois : octobre 2024
Lehilahy nalefa any am-ponja : zaza miisa fito nasesiny naolana
Telo taona ny zandriny indrindra amin’ireo zaza miisa fito naolan’ny lehilahy iray. Tratra tao Mahajanga ity farany ary notanana am-ponja. Voasambotry ny polisim-pirenena avy eo anivon’ny fitaleavam-paritra Boeny ny lehilahy iray nanolan-jazavavy miisa fito tao amin’ny fokontany Antanamalandy, kaominina Mahajanga, ny 11 oktobra teo. Anisan’ny nananan’ny fianakaviana fahatokisana ity lehilahy […]
14 oktobra 2024
Tir en l’air du 14 octobre 2024
Ocean Trade Pièces: remise de prix aux meilleurs revendeurs
Avec plus de 30 ans d’expérience à Madagascar en matière de vente de véhicules, Ocean Trade a su façonner son image de marque. En marge de la 14e édition du Salon de l’auto, le concessionnaire n’a pas oublié ses collaborateurs à Madagascar, en organisant dans ses locaux à Andraharo, une […]




