Nitrangana lozam-piarakodia teny Mahitsy, omaly hariva. Fiara mpanao rallye iray no nifatratra tamina mpitondra moto nanao taingin-telo. Nisy fifaninanana momba ny hazakazaka fiarakodia teny amin’ iny faritra iny. Noheverin’ireo mpandeha moto fa hoe tsy misy fiara mandalo intsony tamin’ny lalana nandehanan’ izy ireo ka tsy taitra akory nandeha tamin’ny lalana […]
Mois : octobre 2024
Toliara : miaramila maty voatifitry ny dahalo
Maty voatifitry ny dahalo, nandritra ny fifandonana tao amin’ny kaominina Tsifota, distrikan’i Toliara II, ny 10 oktobra 2024 teo, ny miaramila iray kilasy faharoa, Narson Frédéric, avy ao amin’ny Bataillon d’infantérie Toliara. Noho ny ratra mafy nahazo azy teo amin’ny feny no nitarika ny fahafatesany na efa nentina haingana nihazo […]
Telo andro nifampitadiavana: tovolahy hita faty natsingevan’ Ikopa
Hita faty natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Tanjombato ny tovolahy iray, omaly tolakandro. Voalaza fa nivoaka ny trano izy telo andro lasa izay ka nifampitadiavan’ny fianakaviany. Tovolahy vao erotrerony hita faty teo amin’ny ranon’Ikopa, ambanin’ny tetezan’i Tanjombato, omaly tolakandro. Olona teo amin’ny manodidina no nahatsikaritra ny fisiana fatin’olona tao anatin’ny rano. Nahatsikaritra […]




