Mois : octobre 2024

FANTINA sy FINTINA

Hentitra ny depiote Raholdina Naivo. “Voaroaka tsy ho TGV intsony ireo mpikambana eo anivon’ny antoko ka tsy manohana ny kandidàn’ny Irmar, Ramanantsoa Harilala”, hoy izy tao amin’ny fahitalavitra iray. Nohitsiny fa tsy tokony hiseho intsony ny fiverenana eo anivon’ny vovonana aorian’ny fifidianana. “Tsy misy toerana ho an’ny mpikarama an’ady aty”, […]

Loholona Tsiebo Mahaleo : «Mitambatra hanakorontana ny mpanohitra»

“Mitambatambatra hanakorontana ry zareo”, hoy ny fanehoan-kevitry ny loholona Tsiebo Mahaleo Richard V., teny Anosy, afakomaly, mom­ba ny mpanohitra amin’izao fiatrehana fifidianana kaominaly izao. Ny fanakorontanana voalohany, tamin’ny taon-dasa: mody mirotsa-kofidina; avy eo, milaza tsy hanao indray. Ny andrimpanjakana nametrahana antontan-taratasy firotsahan-kofidina no hoe tsy atokisana. Efa famitam-bahoaka izay. Nilaza […]

Tsy efan’ny irery !

  Raha ny zava-misy amin’izao fotoana izao dia maro ny ezaka ataon’ny mpitondra fanjakana ho an’ny sosialim-bahoaka. Tsy maharaka ny filan’ny mponina anefa ny tolotra homena, indrindra betsaka ny zary vonjitavanandro fotsiny. Natao hamonjena ny hamehana, hany ka tsy mahavaha ny tena marary. Tsara ny ezaka fa mbola misimisy ny […]

Hafatrafatry ny Ceni : «Voarara ny fiantsoana ny olona hifidy ny kandidà»

Malalaka ny fampahafantaran’ny kandidà ny laharany anaty biletà tokana amin’ny hetsika ataony. Tsy mbola azo atao kosa ny mitaona ny olona hifidy azy. Nampahatsiahy ny toromarika momba ny “Pre-campagne” na ny mialoha ny propagandy ny eo anivon’ny Ceni. Tsy voafaritra ao anatin’ny lalàm-pifidianana izany. “Mbola voarara sy tsy azo atao […]

TSELATRA

Zazalahy kely nisy nanary teny Ambohimanala, kaominina Andoharanofotsy, omaly. Niantso ny zandarimaria ny sefo fokontany ary efa noraisin’izy ireo an-tanana io zazalahy io. Fiara roa nifandona ka potika tanteraka ny lohany teny By-pass, omaly maraina. Tsy nisy aina nafoy saingy niteraka fitohanan’ny fifamoivoizana teny an-toerana ity tranga ity. Mpanondrana sokatra […]