Tsy maintsy vahana anatin’ny fotoana fohy ny resaka delestazy satria tena manimba fiainana ilay izy. Tsy andrasana hikorontana ny olona vao hitady vahaolana fa mila vahana haingana ny fikatsoan’ny famatsiana jiro ary hanairana ny tomponandraikitra rehetra izany, hoy izy. Tokony hamarinina raha tena misy migafy tokoa ao amin’ny Jirama ary […]
Mois : octobre 2024
Ampahefa-dalan’ny GTA : hidona ny Avenir Ste Anne sy ny AS Fanalamanga
Tontosa omaly, teny Andoharanofotsy, ny fivoriana mahakasika ny tohin’ny fifaninanana “Grand Tournoi Antananarivo (GTA)”. Tapaka ary fa hatao ny sabotsy sy alahady ho avy izao, etsy amin’ ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny ampahefa-dalan’ny fifanintsanana. Anisan’ireo fifanandrinana tena andrasan’ny maro, ny lalao hihaonan’ny AS Fanalamanga sy ny Avenir Ste Anne. Fihaonana […]
SOMBIM-BAOVAO
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra anaty efi-trano «Futsal 2024». Tsara fanombohana ny ekipan’ny Tac Pro Kids, U13, sy ny CUA ,U15.Tsiahivina fa misy lalao ihany koa eny Ankorondrano. Voahosotra ho tompondakan’ny “Tournoi Intercall”, andiany faharoa, taranja […]
Volley-U23 : tsara fanombohana ny GNVB
Hiditra amin’ny andro fahatelo, anio, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona, lahy sy vavy. Fifaninanana nanomboka ny 27 oktobra teo ary hitohy hatramin’ny 3 novambra izao, any Fianarantsoa, tohanan’ny Telma Madagascar. Ho an’ny ekipan’ny GNVB, manana solontena avokoa ny sokajy lahy sy […]
“Cosafa cup 2024” sokajy vehivavy: nihintsana ny Barea de Madagascar
Tapitra teo amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ny dian’ny Barea de Madagascar, sokajy vehivavy, ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika “Cosafa cup 2024”. Faharesena iray, ady sahala iray ary fandresena iray. Io no vokatra azon’ny Barea de Madagascar, sokajy vehivavy, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka […]




