Namaly ny mpanao politika sasany tato ho ato ny eo anivon’ny Ceni. Anisan’izany ny momba ny fahazoana maka “Ordonance”… “Ny olom-pirenena rehetra no mahazo mangataka didy hitsivolana hahazoana misoratra anarana amin’ny lisi-pifidianana”, hoy ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny mbola ahazoana misoratra anarana amin’ny lisi-pifidianana. […]
Mois : octobre 2024
Mila mifoha
Firenana iray anisan’ny manana vahoaka tena mahazaka « dona » i Madagasikara. Tsy misy olona mahari-pery mihoatra ny Malagy angamba eto ambonin’ny tany. Asa, noho ny maha Nosy azy ka tsy mba manana olona azo ianteherana. Manana fisaina mitokatokana ka tsy maintsy miaritra na mizaka izay zava-miseho. Maro ny zavatra tsy […]
OIF: Tanjona ny hametraka paikady marolafy, tsy misy fanilihana
Teny anisan’ny manana ny maha izy azy eto amin’izao tontolo izao ny teny frantsay. Ankoatra izay, mampiray sy mampivondrona firenena maro ihany koa izy, hoy ny filoha frantsay, Emmanuel Macron, nandritra ny fandraisam-pitenenany. Notanterahina omaly, tao amin’ny Lapan’i Villiers-Cotterets Paris Frantsa, ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fihaonana an-tampony […]
TSELATRA
Olona roa naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana, teny Ambodiafontsy, anatin’ny lalam-pirenena voalohany, omaly. Voadonan’ny fiara sprinter iray ny moto hivily lalana. Nipitika ireo olona roa nitaingina ilay kodiarandroa. Naiditra vonjimaika any am-ponja, omaly, ilay lehilahy mamo nitora-bato taksiborosy teny Ambatolampy. Tsy nisy naratra ireo mpandeha tamin’io fotoana io. Simba ny […]
Anosibe Tsena : Jiolahy iray maty voatifitry ny polisin’ny UIR
Jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fanendahana ity nifanehatra tamin’ny polisin’ny UIR teny Anosibe Tsena, omaly maraina, ity. Maro ny fitarainana voarain’ny polisy manoloana ny tsy fandriampahalemana miseholany eny amin’iny faritra iny. Ireo mpiantsena sy mpandeha fiara no tena lasibatra. Tao anatin’ny andro maromaro no nilatsaka teny an-toerana nanara-maso ity […]




