Naiditra vonjimaika am-ponja, omaly, ny ramatoa iray nikasa hamarotra ny zanany vao fito volana, tao Mandritsara. Nanan’olana teo anivon’ny tokantrano, nisaraka tamin’ny vadiny, ity ramatoa ity ny 2 oktobra teo. Nanita-kevitra, araka izany, izy. Niresadresaka tamin’ny vehivavy mponina teo amin’ny tanàna nisy azy ireo ihany. Noresen’io renim-pianakaviana io hividy ilay […]
Mois : octobre 2024
Tandrevaky ny ray aman-dreniny : zazakely nipoahan’ny bateriana finday
Zava-doza no niseho tao amina tokantrano iray, teny Ambohijanaka. Zazakely iray no nipoahan’ny bateriana finday izay latsaka tao anaty afon-tsaribao. Naratra teo amin’ny tarehiny sy ny tanany ny zazakely iray, vao roa taona sy tapany. Nipoaka ny bateriana finday nolalaoviny izay latsaka tao anaty afon-tsaribao, teny Ambohijanaka, tamin’ny alakamisy hariva. […]
05 oktobra 2024
Tir en l’air du 05 octobre 2024
Jeu d’échecs: Toavina R. au 3e rang national
Toavina Razanadrakotoarisoa, désormais bien connu dans le monde des échecs malgache, a gravi les échelons pour figurer au 3e rang national. Cette ascension est le fruit de ses performances exceptionnelles, lors des Olympiades d’échecs, où il a su se démarquer de ses pairs. Portant fièrement le titre de Maître FIDE […]




