5 189 na 0,096% amin’ny mpifidy ny manana fahasembanana nifidy tamin’ny fifidianana depiote, mey 2024. Izay no voalazan’ny Ceni, notaterin’ny Safidy tamin’ny atrikasa fampandraisana anjara ny manana fahasembanana amin’ny fifidianana, teny Ambatonakanga, omaly. Nambaran’ny tomponandraikitry ny fanentanana sy fampandraisana anjara ny manana fahasembanana amin’ny fifidianana, Razafindrakoto Falihery, fa mbola maro […]
Mois : octobre 2024
Razanamahefa Désirée Marie Stella : “Very ny hevitry ny hoe fisafidianana amin’ny kandidà tokana”
Hanao ahoana ny fifidianana kaominaly? Eo amin’ny 80 eo ho eo ny kaominia tsy misy afa-tsy kandidà tokana. Maneho ny fijeriny ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella. Gazety Taratra (*): Ahoana ny fahitanao ny fisian’ny kaominina tsy misy afa-tsy kandidà tokana […]
TARATRY ny KANTO
Mitohy ny dinika eo amin’ny mpanakanto sy ny tomponandraikitry ny “Moozik”. Andro maromaro lasa izay, nisy ny fihaonan’ny sendikan’ny mpanakanto sy ireo avy amin’ny orinasa Manoova, tomponandraikitr’ilay “application Moozik”. Nitohy etsy amin’ny QG des Artistes etsy Mahamasina ny fifanakalozana eo amin’ny roa tonta. Mazava loatra fa ny mahakasika ny vola […]
Sehon’i Dadju sy Tayc : Ismael, Bab’s ary Yvaniat no hiseho voalohany
Nivaly omaly, ilay fifaninanana “Tremplin Heritage”. Nahazo ny “Prix espoir” i Ismael. “Coup de Coeur du Jury” i Bab’s ary « Coup de cœur du public » kosa i Yvaniat. Araka ny efa nampanantenaina, izy ireo izany no mpanakanto malagasy, hanafana ny tapany voalohany amin’ny fampisehoana hataon’i Dadju sy Tayc ny 11 […]
Tarika Solomiral : hisy tsiaro an’i Fanaiky
Efa nanomana ny fiverenany an-tsehatra ny tarika Solomiral. Efa voafaritra mialoha koa ny fandraisan’izy ireo anjara amin’ny « Madajazzcar » andiany faha-35 amin’ity, saingy nodimandry nialoha ny fotoana nifanomezana i Fanaiky, mpikambana fototra sady mpitendry gitara beson’ny tarika. Notanana ny fotoana, ny alatsinainy 7 oktobra izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, ao […]




